Ilo Tao Trano

Ilo Tao Trano Décoration batiment

09/01/2026
Ireto indray ary ny sangan'asa hatolotray ho anareo.hisaorana manokana ireo izay nametraka ny fitokisana taminay na tany...
09/01/2026

Ireto indray ary ny sangan'asa hatolotray ho anareo.hisaorana manokana ireo izay nametraka ny fitokisana taminay na tany am faritra na Teto tana, vonona hatrany izahay hanome izay tsara indrindra avy aty aminay ho anareo.

Prix mirary hatrany ny ato aminay, asa vita tsara ary matotra sy ara potoana.
Raha mahaliana anao ny asa nay dia aza misalasala madefa hafatra miafina na miantso

📞 034 41 064 02

Satry hanao Do**he fona.. 🏡 😃
25/05/2025

Satry hanao Do**he fona.. 🏡 😃

Ireto indray ny sangan'asa vitanay tamin'ity volana ity.Hisaorana manokana ny client teto izay  nametraka ny fitokisana ...
24/05/2025

Ireto indray ny sangan'asa vitanay tamin'ity volana ity.Hisaorana manokana ny client teto izay nametraka ny fitokisana sy ny fiaraha miasa taminay.

* Mbola tsy miova ny Prix :

- pose placo (Main d'oeuvre) : 13.000ar/m2
- pose placo (clé en main) : 75.000ar/m2

- Enduit BC ( main d'oeuvre) : 3.000ar/m2
- Enduit BC ( clé en main ) : 8.000ar/m2

- Peinture ( main d'oeuvre) : 3.000ar/m2
- Peinture ( clé en main ) : 14.000 ar/m2

☎️0344106402

Ireto avy ny tarifs ato aminay.*Enduit baisser (main d'oeuvre) : 3.000ar/m2                          (clé en main )    :...
13/02/2025

Ireto avy ny tarifs ato aminay.

*Enduit baisser (main d'oeuvre) : 3.000ar/m2
(clé en main ) : 8.000ar/m2

1er couche/2em couche + ponçage

* Peinture (main d'oeuvre) : 3.000ar/m2

*Pose placo (main d'oeuvre) : 13.000ar/ m2
(Clé en main) : 75.000ar/ m2

Efa ao anatiny ny enduit sy ny loko

* Pose corniche (main d'oeuvre) : 7.000ar/m.L

- N.B : photos réel daholo no avoakany eto Ary
Asa tananay avokoa.

📞 034 41 064 02

Anisany tena haingo ny trano ny Placo plâtre,indrindra fa ny fahaiza-manao ireo décoration mifanaraka amin'ny endrik'ila...
24/05/2024

Anisany tena haingo ny trano ny Placo plâtre,indrindra fa ny fahaiza-manao ireo décoration mifanaraka amin'ny endrik'ilay trano.

Betsaka no efa niara niasa taminay ka Anjaranao indray Ary izao eee.

Tel 034 41 064 02

Table TV Tsotsotra nefa tsara.
16/05/2024

Table TV
Tsotsotra nefa tsara.

Ho anareo Izay te hanatsara ny Endrika Anatiny sy Ivelany, amin'ny Resaka finition toy izao hita amin'ny sary izao. Vono...
10/05/2024

Ho anareo Izay te hanatsara ny Endrika Anatiny sy Ivelany, amin'ny Resaka finition toy izao hita amin'ny sary izao.

Vonona izahay Ekipan'ny Ilo Tao Trano hanome ny tsara indrindra ho anareo.

📞 034 41 064 02

06/10/2023

Mahafe tsara ny décoration placo sy ny finition momba ny trano izahay..Matotra sy mikaly asa Ary Manaja fotoana iany koa.
☎️ 034 41 064 02

Isaorana lehibe indrandra ny client nametraka ny fitokisana taminay.Vita ny asa Izay natao teto mankasitraka ny équipe r...
04/08/2023

Isaorana lehibe indrandra ny client nametraka ny fitokisana taminay.
Vita ny asa Izay natao teto mankasitraka ny équipe rehetra iany koa amin'ny fahamatorana.
Tsy miova ny laharana raha mahaliana anao ny asa Nay.
☎️ 034 41 064 02

Address

Ampitatafika
Antananarivo
ANTANANARIVO102

Telephone

+261344106402

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilo Tao Trano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ilo Tao Trano:

Share