CHEZ MOI

CHEZ MOI Tongasoa eto amin'ny pagen'ny CHEZ MOI

Salama daholo, 👋👋Zao indray vao hita, tsy nanjavona akory fa nanomana kelyDe ity ny vokatra alohaHo anao zay manana tran...
06/09/2023

Salama daholo, 👋👋
Zao indray vao hita, tsy nanjavona akory fa nanomana kely
De ity ny vokatra aloha
Ho anao zay manana trano somary tery nefa te hanana zavatra tsara💤💤
Mety aminao ity

Loading...... ⏳⏳⏳⏳Inspirena amin'ny 3D aloha, anaovana ny manaraka indray✔️✔️
29/03/2023

Loading...... ⏳⏳⏳⏳
Inspirena amin'ny 3D aloha, anaovana ny manaraka indray✔️✔️

Faly miarahaba anareo indray izahay eto amin'ny CHEZ MOI, elaela zay tsy nizara zava-baovao, tsy maty akory ny page fa m...
20/03/2023

Faly miarahaba anareo indray izahay eto amin'ny CHEZ MOI, elaela zay tsy nizara zava-baovao, tsy maty akory ny page fa mbola nanomana zavatra tsaratsara kokoa ho anareo.
Tsy nianoka fotsiny tamin'ny fananganana cadre velo izahay fa niditra tamin'ny lalindalina kokoa, manomboka eto ny resaka Métallurgie rehetra dia tanterahana eto avoko.🏗️🏗️🛠️
Manasa anareo rehetra ary izahay hanaraka tsy tapaka hatrany ny page fa maro ny zavatra ho hitanareo eto.
Mankasitraka. ✔️✔️✔️✔️

Araka ny fangatahanareo tany amboalohany ny hanaovana ny prix zakan’ny be sy maro, indro atolotra ho anareo amin’ny vidi...
02/07/2022

Araka ny fangatahanareo tany amboalohany ny hanaovana ny prix zakan’ny be sy maro, indro atolotra ho anareo amin’ny vidiny tena mirary tanteraka.⬇️⬇️
Toy izao ny momba azy.
Fabrication MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬.
Cadre :26’’🚲
Taille du cadre M (moyenne)Ⓜ️
Longueur tube de direction :120mm
Longueur tube de selle :450mm
Jeu de direction : 48mm(tube be)
Angle jeu de direction :68°
Angle tige de selle :74°
Distance de roue :1050mm
Longueur chaîne :400mm
Couleur :Noir armée.⬛⬜⬛⬜
Prix cadre seulement :400 000fmg (80 000ar)💲💲
Aza misalasala mametraka fanontaniana ra misy. ❓❓
Misaotra tompoko.

👋👋Aza manahy nareo fa reglable tsara ny seza,✔️✔️Ny pass cable ko efa ça va. 🆗🆗Juste loko ngamba sisa. 🌈🌈
13/06/2022

👋👋
Aza manahy nareo fa reglable tsara ny seza,✔️✔️
Ny pass cable ko efa ça va. 🆗🆗
Juste loko ngamba sisa. 🌈🌈

Montages tsotsotra sady nanao essai kely.🎆🎇Mbola tsy vita finition taminio. ⏳⏳⏳
01/06/2022

Montages tsotsotra sady nanao essai kely.🎆🎇
Mbola tsy vita finition taminio. ⏳⏳⏳

Mandeha hatrany ny ketrika. 🛠️🛠️Miataka kely amin'ny mahazatra aloha 🛵Ho an'ny mpankafy moto indray ity. Polissage carte...
28/05/2022

Mandeha hatrany ny ketrika. 🛠️🛠️
Miataka kely amin'ny mahazatra aloha 🛵
Ho an'ny mpankafy moto indray ity.
Polissage carter, mbola tsy vita hatramin'ny farany.?? %

Eto ampamaranana ny ponsages sy polissages, ⏳✔️✔️Sady mieritreritra ny loko ho atao aminy, 💦🌈
21/05/2022

Eto ampamaranana ny ponsages sy polissages, ⏳✔️✔️
Sady mieritreritra ny loko ho atao aminy, 💦🌈

Vita zay ny assemblages sy ny alliages. 🆗✔️✔️Hiditra amin’ny finitions manomboka eto. ⏳⏳
11/05/2022

Vita zay ny assemblages sy ny alliages. 🆗✔️✔️
Hiditra amin’ny finitions manomboka eto. ⏳⏳

Fantatrao ve fa :Ny bicyclette (na ny 26’’ na 27,5’’ na 29’’) dia manana taille isan-karazany. 🚲Misy ny taille S(Small) ...
06/05/2022

Fantatrao ve fa :
Ny bicyclette (na ny 26’’ na 27,5’’ na 29’’) dia manana taille isan-karazany. 🚲
Misy ny taille S(Small) izay kely indindra amin’ny taille rehetra,somary fohy izy oharina amin'ny taille hafa.🥇
Misy ny taille M(Medium) manana halava antonony izy oharina amin’ireo taille hafa.🥈
Misy ny taille L(Large) izy no lava indrindra amin’ireo taille rehetra.🥉
Mbola misy Taille hafa ankoatr’ireo fa ireo no betsaka mpampiasa, ohatra ny taille XS, XL sns….🏅
Hoentina manaraka eto hoe inona ny taille mety amin’ny olona tsirairay.⌚
Mankasitraka.

Mandeha tsikelikely ny ketrika, 🛠️🛠️🔨Mbola assemblages iany aloha hatreto. ⏳Sady mila fitandremana no mila concentration...
30/04/2022

Mandeha tsikelikely ny ketrika, 🛠️🛠️🔨
Mbola assemblages iany aloha hatreto. ⏳
Sady mila fitandremana no mila concentration. 🤨🧐

Mandeha tsikelikely ny ketrika🛠️🛠️📏Aleo atomboka amin'izay  ko ny assemblages 🔨⚒️
24/04/2022

Mandeha tsikelikely ny ketrika🛠️🛠️📏
Aleo atomboka amin'izay ko ny assemblages 🔨⚒️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHEZ MOI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share