MATEX 💯"Des créations uniques pour des personnalités uniques." "Du basique vierge à la pièce stylée, on a tout pour toi."

"Ton imagination, notre confection💯."


🛒🛍️Point de vente Anosizato-Est l en face TV RECORD
Ouvert du Lundi au Samedi de 8H à17H

Afaka atao koa anie ilay t-shirt sy casquette personnalisé hotran’izao e😍Mba mampitovy hoatran’izao koa ianareo-T-shirt...
26/07/2026

Afaka atao koa anie ilay t-shirt sy casquette personnalisé hotran’izao e😍

Mba mampitovy hoatran’izao koa ianareo

-T-shirt personnalisé vrai coton à partir de 13 000ar
-Casquette personnalisé à partir de 12 000ar

Mandray kaomandy hatrany 👕 T-shirt personnalisé manokana ho an'ny lanonana izay karakarainareo toy ny:  FAMADIHANA,HAVOR...
10/07/2026

Mandray kaomandy hatrany
👕 T-shirt personnalisé manokana ho an'ny lanonana izay karakarainareo toy ny: FAMADIHANA,HAVORIA,FORAZAZA, FITOKANANA TRANO,sns….👕
Ataovy miavaka kokoa amin'ny alalan'ny T-shirt, polo, survêtement azo asiana anarana, soratra, sary na endrika araka izay tianareo.

034 74 712 47/ 033 62 458 26/ 032 17 941 07






Tena mamirifiry anie ry ireto izany andro izany e😶‍🌫️🥶🤧Andao hanao mafana miaraka @ sweat sy ensemble jogging vrai coton...
24/06/2026

Tena mamirifiry anie ry ireto izany andro izany e😶‍🌫️🥶🤧
Andao hanao mafana miaraka @ sweat sy ensemble jogging vrai coton izay vokarinay😍
Ataovy ny commande @ izay modèle tianareo

🍒Sweat vierge uni 35 000ar S à XL
🍒Ensemble jogging vierge uni 60 000ar S à XL
🍒Izay couleur kaomandinareo misy avokoa
🍒Raha misy découpe dia sur devis ny prix

034 74 712 47 / 033 62 458 26 / 032 17 941 07



Efa manakaiky izao ny 26juinHaingana manao commande sao dia tara eo!📍T-shirt ato aminay vrai  coton avec impression mano...
02/06/2026

Efa manakaiky izao ny 26juin
Haingana manao commande sao dia tara eo!

📍T-shirt ato aminay vrai coton avec impression manomboka @ vidiny 13 000ar hatr@ 25 000ar( Taille S à XL)📍
✅Arakaraky ny hangezan’ny impression sy ny grammage ny tissu ary ny quantité an’ilay izy ny mampiova ny vidiny✅(Grammage 160gr à 220gr)

📍Semi-coton avec impression 5000ar à 12 000ar📍(Grammage 115gr-160gr)

BOUTIQUE: Anosizato antsinanana
034 74 712 47
033 62 458 26
032 17 941 07

🔥 Efa disponible izao ny gilet de combinaison vokarinay 🔥Mitady akanjo fiasana tsara kalitao sy matanjaka ve ianao? 😍Ity...
27/05/2026

🔥 Efa disponible izao ny gilet de combinaison vokarinay 🔥

Mitady akanjo fiasana tsara kalitao sy matanjaka ve ianao? 😍
Ity no vahaolana mety aminao 👌

✅ Lamba tsara kalitao
✅ Mahazo aina rehefa miasa
✅ Maharitra sy tena matanjaka

Afaka atao ho an’ny :
🏗️ Chantier
🏭 Orinasa
🛠️ Garazy
👷 Mpiasa sy équipe professionnelle

✅Vidiny 60 000ar avec logo

📩 Raisina avy hatrany ny commande
Aza tara ary!



Salama tompoko👋🏻Gilet de travail indray no ho atolotra anareo androany🦺🍂Vidiny manomboka @ 30 000ar hatr@ 45 000ar avec ...
25/05/2026

Salama tompoko👋🏻
Gilet de travail indray no ho atolotra anareo androany🦺
🍂Vidiny manomboka @ 30 000ar hatr@ 45 000ar avec impression🎁
✅Arakaraky ny hatevin’ny lambany no mampiova ny vidiny

🛒🛍️Atelier et Boutique: ANOSIZATO ANTSINANANA

033 62 458 26
034 74 712 47
032 17 941 07



Efa miditra mangatsiaka isika izao😶‍🌫️❄️☃️Andao ary hanao mafana miaraka aminay🔥🥰✅Ensemble jogging vierge uni:  55 000ar...
20/05/2026

Efa miditra mangatsiaka isika izao😶‍🌫️❄️☃️
Andao ary hanao mafana miaraka aminay🔥🥰
✅Ensemble jogging vierge uni: 55 000ar/ Avec impression 60 000ar
✅Sweat vierge uni avec ou sans capuche: 35 000ar/ Avec impression 40 000ar
✅Raha misy découpe dia arakaraky ny style any no vidiny❤️
✅Izay modèle tianareo ataonay daholo😍

Tongava haingana ary🏃‍♀️‍➡️🏃‍♂️‍➡️
🛍️ANOSIZATO ANTSINANANA
📲034 74 712 47 / 032 17 941 07 / 033 62 458 26





Mankasitraka an’ireto andriambavilanitra ireto nanome fahatokisana anay🥰Manao ny zaitra rehetra izahay an, santionany iz...
12/05/2026

Mankasitraka an’ireto andriambavilanitra ireto nanome fahatokisana anay🥰
Manao ny zaitra rehetra izahay an, santionany izao io fa tsy hoe t-shirt sy polo ihany akory no ataonay😁

Atelier sy Boutique: ANOSIZATO ANTSINANANA
034 74 712 47
033 62 458 26
032 17 941 07



📍T-shirt ato aminay vrai  coton avec impression manomboka @ vidiny 13 000ar hatr@ 25 000ar( Taille S à XL)📍✅Arakaraky ny...
06/05/2026

📍T-shirt ato aminay vrai coton avec impression manomboka @ vidiny 13 000ar hatr@ 25 000ar( Taille S à XL)📍
✅Arakaraky ny hangezan’ny impression sy ny grammage ny tissu ary ny quantité an’ilay izy ny mampiova ny vidiny✅(Grammage 160gr à 220gr)

📍Semi-coton avec impression 5000ar à 12 000ar📍(Grammage 115gr-160gr)

BOUTIQUE: Anosizato antsinanana
034 74 712 47
033 62 458 26
032 17 941 07

’orient

Cliente satisafaite❤️
04/05/2026

Cliente satisafaite❤️

Address

Anosizato Est , Ampitan'ny TV Record , ( Otrany Hoany @ Fasan'ny Karana Iny Coté Droite)
Antananarivo
101

Telephone

+261347471247

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MATEX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MATEX:

Shortcuts

Share