19/04/2026
🚨 𝗧𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮… 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗶𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗿𝗺𝗼𝗻e-𝗻𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗮.
Tavoahangy asiana rano mamay 💧🔥
Tavoahangy avela eo amin'ny masoandro ☀️
Navela tao anaty fiara mafana 🚗
Ampiasaina imbetsaka, hitondrana rano isanandro ♻️
📋 Fantaro ary fa :
Misy akora sasany avy ao amin’ny plastika, rehefa mafana na efa tonta dia mankao anaty rano sotroinao, izay mety hanakorontana ny fifandanjan’ny hormonina ao amin’ny vatana.
➡️ Rehefa mandeha ny fotoana, mety hitarika :
❌ fahasarotana amin’ny fitondrana vohoka
❌ fadimbolana mikorontana
❌ fitomboan-danja tsy fantatra izay antony
❌ havizanana lava
❌ olana amin’ny thyroide
❌ siramamy anaty rà tsy milamina
Manomboka izao:
🔥 Aza araraka avy hatrany anaty tavoahangy plastika ny rano mafananao (mahamay) ; fa avelao aloha hangatsiaka.
☀️ Aza avela amin’ny masoandro na ao anaty fiara mafana ny tavoahangy plastika.
♻️ Aza ampiasaina ela loatra ny tavoahangy plastika
🥤 Raha azo atao, misafidiana :gourde inox" na vera.
‼️ Hey ‼️ Rehefa fitaovana plastika sy sakafo mahamay dia mitombona foana io an... tsy rano ihany
🌿 Ny fiarovana ny fahasalamana dia manomboka amin’ny fahazarana madinika isan’andro.
✅️Aza fihinina ho anao irery, zarao ho an'ny hafa koa fa betsaka ireo te hahalala ❤️
Araho ny pejy Green Flavors Madagascar
____________________________
🇨🇵 Fr
🚨 Le plastique chauffé ne touche pas seulement l’eau… il peut toucher vos hormones
Bouteille remplie par de l'eau chaude 💧🔥
Bouteille laissée au soleil ☀️
Dans la voiture chaude 🚗
Réutilisée encore et encore ♻️
📋 Certaines substances libérées par les plastiques avec la chaleur ou l’usure sont suspectées de perturber l’équilibre hormonal (le système endocrinien).
➡️ Cela peut favoriser avec le temps :
❌ troubles de fertilité
❌ dérèglement menstruel
❌ prise de poids
❌ fatigue inexpliquée
❌ troubles thyroïdiens
❌ glycémie perturbée
🔥 Éviter de remplir les bouteilles avec de l’eau chaude
☀️ Évitez les bouteilles laissées au soleil ou dans la voiture.
♻️ Évitez de réutiliser longtemps les bouteilles jetables.
🥤 Préférez gourde inox ou verre.
‼️ Hey ‼️ Ce n’est pas seulement l’eau : dès qu’un aliment ou une boisson chaude entre en contact avec du plastique, le risque existe aussi.
🌿 Protéger sa santé commence par de petits gestes.
Suivez-nous Green Flavors Madagascar