Marotagna BTP

Marotagna BTP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Marotagna BTP, Construction Company, Antananarivo.

Tanteraho ny nofinofinao miaraka amin'ny Marotagna BTP , izahay dia manao ny asa rehetra @ "pose sol extérieur " safidio...
11/01/2025

Tanteraho ny nofinofinao miaraka amin'ny Marotagna BTP , izahay dia manao ny asa rehetra @ "pose sol extérieur " safidio izay modèle tianao dia Antsoy izahay fa vonona ny hanome fahafaham-po anao ✅️

🎉Amin'izao taona vaovao izao dia mahafaly anay hatrany ny manolotra ny loko tsara kalitao sy tolotra miavaka ho antsika ...
08/01/2025

🎉Amin'izao taona vaovao izao dia mahafaly anay hatrany ny manolotra ny loko tsara kalitao sy tolotra miavaka ho antsika rehetra toy ny:
✅Fandokoanay ny tranonao amin'izay loko mety aminao
✅Fanamaivanana ny fandoavana ny vola aloa isambolana

Koa aza misalasala ary ny mandefa hafatra na miantso na tonga manantona direct anay raha mahaliana anao ireo🥰

⛔️ Facilité de payement 💯‼️‼️TOLOTRA MIAVAKA BE Faran'ny taona  5000 Ar/m2 fotsiny dia vita Loko tsara ny trano 🏭🏠🏠🏡🏡🏡🏦🏫...
21/12/2024

⛔️ Facilité de payement 💯‼️‼️

TOLOTRA MIAVAKA BE Faran'ny taona 5000 Ar/m2 fotsiny dia vita Loko tsara ny trano 🏭🏠🏠🏡🏡🏡🏦🏫

Tolotra miavaka ho anao izay te hanavao ny lokon'ny Tranonao ity, na ihiany koa avy nahavita trano ka sahirana mitady mpandoko mahay sy loko tsara kalitao💯💯💢💢✅️✅️✅️

🛑 Tsy voatery Miandry manam-bola be🤝
(Afaka aloa tsy kelikely )
🛑Loko tsara kalitao garantie 24 mois tsy mipoaka mihitsy 🤝🤝🤝
🛑 Ianao no misafidy ny fe-potoana tianao hivitan'ny asa.

Koa mbola inona ary no andrasana eh!!!? Tongava mp na miantso avy hatrany ( 038 23 853 59 / 033 10 322 32
Tandremo sao tara fa manampetra ny tolotra a🥰😘

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny page Marotagna BTP🙏🙏🙏🙏🙏🙏 ➡️Tolotra vaovao be no atolotray ho antsika rehetra...
18/12/2024

Faly miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny page Marotagna BTP🙏🙏🙏🙏🙏🙏

➡️Tolotra vaovao be no atolotray ho antsika rehetra mpanaraka ny page koa aza misy miala, fa tageo ny namana hiditra ato @ page tsika.
🛑 Hisy offre maro be mety ho an'ny rehetra izay maniry hanamboatra na hanavao trano ato aminay.
1️⃣ RAHA HANDOKO TRANO
2️⃣ RAHA HANAO PAVÉ SY DÉCORATION EXTÉRIEUR MARO SAMY HAFA
3️⃣RAHA HANAOVAO TRANO NA MANIRY HANAO FANAMBOARANA MARO SAMY HAFA✅️✅️✅️✅️

NATAO HO ANAO ITY‼️‼️‼️‼️

Misy fanamorana avokoa ny fanaovana ny asa rehetra ato aminay, nefa izany Dia amin'ny sarany mirary dia mirary
- PEINTURE
- POSE SOL
- ENTRETIEN ET RENOVATION

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marotagna BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share