06/03/2024
salama daholo isika mampiasa energie solaire, manahoana ny fahasalamanan'ny famokarana angovo azo havaozina amin'izao andro ratsy misesisesy izao, mahafapo ihany ve? torohevitra atolotro ho antsika dia ny fanaovana ny fandrefesana ny ilain-tsika no ataovy tsara dia milamina io nefa ny tsy azo adino koa dia miankina amin'ny budget ampiasaina ihany koa io.
izahay dia afaka manampy anao ny amin'izany, midira ao amin'ny hafatra miafina.
misaotra tompoko