SOMAPRO Madagascar

SOMAPRO Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOMAPRO Madagascar, Industrial Company, Propriété LEOPAT, Anosiala/Ambohidratrimo, Antananarivo.

⚠️ PACK MENABE : LANY STOCK! 🥹💚Noho ny fitiavanareo sy ny fahatokisanareo anay dia lany avokoa ny Pack Menabe! 🫶Fa aza m...
22/08/2026

⚠️ PACK MENABE : LANY STOCK! 🥹💚

Noho ny fitiavanareo sy ny fahatokisanareo anay dia lany avokoa ny Pack Menabe! 🫶

Fa aza manahy eee 😍✨ Mbola misy foana ireo produits amidy tsirairay, ary mbola afaka manjifa izany ianareo

🏻🔥 Misaotra betsaka anareo rehetra! ❤️

🔥 ANDRO FARANY ETO MORONDAVA! 🔥Farany androany ny raha tia hanjifa  Pack Menabe!💚✨📍 Plage Nosikely – Morondava I📅 20 – 2...
22/08/2026

🔥 ANDRO FARANY ETO MORONDAVA! 🔥

Farany androany ny raha tia hanjifa Pack Menabe!💚✨
📍 Plage Nosikely – Morondava I
📅 20 – 21 – 22 Aogositra 2026

Mbola afaka manararaotra ny vokatra 12 + KADOA 🎁 sy ireo tolotra manokana ianao!

🚨 Aza miandry intsony fa ANDROANY no farany!

👉 Mentionneo ilay olona tokony hiaraka aminao any! 👇😂

🔥 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟐 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀! 🔥📍 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐍𝐨𝐬𝐢𝐤𝐞𝐥𝐲 – 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐈📅 𝟐𝟎 – 𝟐𝟏 – 𝟐𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔Aza adino ny mandalo sy manara...
21/08/2026

🔥 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟐 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀! 🔥

📍 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐍𝐨𝐬𝐢𝐤𝐞𝐥𝐲 – 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐈
📅 𝟐𝟎 – 𝟐𝟏 – 𝟐𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔

Aza adino ny mandalo sy manararaotra ireo 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝟏𝟐 + 𝐊𝐀𝐃𝐎𝐀 🎁
miaraka amin'ireo 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚!

Raha efa nahazo 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞 ianareo, alefaso ao amin’ny commentaire ny sarinareo miaraka amin’ilay pack! 📸🎁

𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐧𝐲 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞! 💚🔥📍 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐍𝐨𝐬𝐢𝐤𝐞𝐥𝐲 – 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐈📅 𝟐𝟎 – 𝟐𝟏 – 𝟐𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔Tongava maro, araraoty ...
20/08/2026

𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐧𝐲 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞! 💚🔥
📍 𝐏𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐍𝐨𝐬𝐢𝐤𝐞𝐥𝐲 – 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐈
📅 𝟐𝟎 – 𝟐𝟏 – 𝟐𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
Tongava maro, araraoty ny 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝟏𝟐 + 𝐊𝐀𝐃𝐎𝐀 sy ireo 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚
miandry anareo! 🎁✨

Aza tara ah!🚨

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐏𝐥𝐚𝐪𝐮𝐚𝐠𝐞 𝐕𝐨𝐥𝐨 ✨Ampiasaina handaminana ny volo izy, indrindra amin’ny baby hair, mba hanome endrika milamina sy ...
18/08/2026

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐏𝐥𝐚𝐪𝐮𝐚𝐠𝐞 𝐕𝐨𝐥𝐨 ✨

Ampiasaina handaminana ny volo izy, indrindra amin’ny baby hair, mba hanome endrika milamina sy voakarakara.

Manampy hampijoro tsara ny taovolo sy hitazona azy ho tsara fijery mandritra ny andro 💚

MANJA, mikolokolo ny volonao isan’andro.

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐋𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 🧴✨Ampiasaina aorian’ny fanasana volo izy, tsy mila kobanina, sady manampy hamelona sy hampamando ny vo...
17/08/2026

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐋𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 🧴✨

Ampiasaina aorian’ny fanasana volo izy, tsy mila kobanina, sady manampy hamelona sy hampamando ny volo.

Manampy hanamora ny fanaovana taovolo sy hitazona ny volo ho malefaka, indrindra ho an’ny volo olioly 💚

MANJA, mikolokolo ny volonao isan’andro.

𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀, 𝐀𝐎 𝐕𝐄 𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐄𝐇? 🛍️✨Tonga ny 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞, mahazoa vokatra 12 ilaina isan'andro 𝐦𝐢𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐊𝐀𝐃𝐎𝐀 amin'ny vidiny ten...
14/08/2026

𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀, 𝐀𝐎 𝐕𝐄 𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐄𝐇? 🛍️✨

Tonga ny 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞, mahazoa vokatra 12 ilaina isan'andro 𝐦𝐢𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐊𝐀𝐃𝐎𝐀 amin'ny vidiny tena bôjo! 😍

🧴 IMPEC Parfum d'intérieur 300ml
💧 IMPEC Pur'O 150ml
🧽 IMPEC Détartrant ménager 1L
🚿 GAS'CARE Gel Do**he 300ml
🧺 IMPEC Lessive liquide EXPRESS 300ml
✨ IMPEC Encaustique 400g
🍽️ IMPEC Vaisselle Maxi 1L
🦟 IMPEC Spirales anti-moustique
🧽 APTA Lingettes dégraissantes multi-usage X40
🧴 IMPEC Crème lavante 300ml
🧼 MANJA 7ml (étui)
🧴 MAGNEVA Shampooing 1L

📍 𝐃𝐞𝐯𝐚𝐧𝐭 𝐋𝐲𝐜𝐞́𝐞 𝐏𝐨𝐥𝐞 - 𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚 𝐈

📅 𝟐𝟎 - 𝟐𝟏 - 𝟐𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
Tongava maro ary ! 🎁

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐀𝐩𝐫𝐞̀𝐬 𝐬𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 🧴✨Ampiasaina aorian’ny shampooing izy, sady manampy hamelombelona sy hanalefaka ny volo mba h...
13/08/2026

𝐑𝐨𝐮𝐭𝐢𝐧𝐞: 𝐀𝐩𝐫𝐞̀𝐬 𝐬𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 🧴✨

Ampiasaina aorian’ny shampooing izy, sady manampy hamelombelona sy hanalefaka ny volo mba ho mora kobanina.

Manampy hanamora ny fibangoana sy hitazona ny volo ho malefaka isan’andro 💚

MANJA, mikolokolo ny volonao isan’andro.

12/08/2026

Vonona ve ?
⏳Ho avy tsy ho ela…

Aiza ary izany ohhh? 🤔💬 Soraty ao amin’ny commentaire ny valin-teninao!⏳ Ho avy tsy ho ela…
12/08/2026

Aiza ary izany ohhh? 🤔

💬 Soraty ao amin’ny commentaire ny valin-teninao!

⏳ Ho avy tsy ho ela…

Address

Propriété LEOPAT, Anosiala/Ambohidratrimo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOMAPRO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SOMAPRO Madagascar:

Shortcuts

Share