16/07/2026
🎥 🏗️ “Raha hanorina trano ianao anio, inona no zava-dehibe indrindra aminao: ny vidiny sa ny faharetany?”
Maro no mifidy fomba fanorenana arakaraka ny coût initial, nefa vitsy no mieritreritra ny coût sur le long terme.
🏡 Ny trano tsara dia tsy atao ho an’ny anio fotsiny, fa ho an’ny taranaka.
Izany no antony anoroanay ny construction en Polymur na béton armé, satria manome tombony maro:
✔️ Construction haingana kokoa, ka mampihena ny faharetan’ny chantier.
✔️ Excellente isolation thermique, mampitombo ny confort ao an-trano.
✔️ Structure matanjaka sy maharitra, natao haharitra am-polony (10) taona.
✔️ Finition tsara sy madio, mora amin’ny installation technique.
✔️ Fikojakojana ambany, ka mitsitsy vola mandritra ny fotoana maharitra.
💡 Ny fanapahan-kevitra raisinao anio no hamaritra ny kalitaon’ny fiainan’ny fianakavianao rahampitso.
Ato amin’ny ZARA CONSTRUCT tsy manorina trano fotsiny izahay fa manoro sy manampy anao hisafidy ny vahaolana mifanaraka amin’ny tetikasanao.
📍 Lot VT 85 Bis XFA RDC Andohanimandroseza – Antananarivo 101
📞 +261 38 06 275 82 | +261 32 87 561 29
💬 Fanontaniana ho an’ny communauté
Raha hanorina ianao, inona no safidinao?
🅰️ Construction mahazatra
🅱️ Construction en Polymur / Béton armé
👉 Soraty ao amin’ny commentaire ny safidinao sy ny antony. Mety hanampy olona hafa mikasa hanorina ihany koa ny hevitrao.
⬇️ Jereo hatramin’ny faran’ny vidéo, dia lazao anay hoe inona no tena nahasarika anao.
PolyTech