Teny tsara

Teny tsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Teny tsara, Andoharanofotsy, Antananarivo.

19/04/2026

@

19/04/2026
@🎨 MANAO DESIGN PROFESSIONNEL 🔥Te hanatsara ny page-nao ve ianao?Ataoko design manintona sy matihanina 👇✔️ Poster Facebo...
19/04/2026

@🎨 MANAO DESIGN PROFESSIONNEL 🔥

Te hanatsara ny page-nao ve ianao?
Ataoko design manintona sy matihanina 👇

✔️ Poster Facebook
✔️ Logo tsotra
✔️ Carte de visite
✔️ Flyer publicité

💰 Vidiny mora (manomboka 5.000 Ar)
⚡ Vita haingana (24h)

🎯 Kalitao tsara + mifanaraka amin’izay tianao

📩 Inbox dieny izao – aza tara!

Vaovao mafana be 🙏  Tsy hisy intsony ny lalao Chan ( champion d' afrique nation ) taoriana ny fanambarana nataon' ny fil...
18/01/2026

Vaovao mafana be 🙏
Tsy hisy intsony ny lalao Chan ( champion d' afrique nation ) taoriana ny fanambarana nataon' ny filohan'ny CAF " Patrice motsepe " ny 17 janoary lasa teo .Izay lalao hoany pilalao locaux mo ity chan ity .
-Raha ny voalaza mo dia nohoy lafiny ara- ekonomika no atony nanafoanana izany .
"Notre travail consiste à prendre des décisions qui sont dans l' intérêt du football Africain .Le chan est un spectacle qui nous fait perdre de l' argent hoy Patrice motsepe .

Ny CAN koa anefa ho atao isakin'ny 4 taona
Fa mety hisy anefa ny ligue des nation ka izany no tsy tokony anaovana ny chan intsony .

🔥 GRANDE FINALE DE LA CAN 🔥🇸🇳 SÉNÉGAL vs MAROC 🇲🇦⚽ LE DERNIER TOURNANT !C’est la dernière chance de repartir avec une mo...
17/01/2026

🔥 GRANDE FINALE DE LA CAN 🔥
🇸🇳 SÉNÉGAL vs MAROC 🇲🇦

⚽ LE DERNIER TOURNANT !
C’est la dernière chance de repartir avec une moto AP110-3A APSONIC 🏍️💥

🎁 À GAGNER :

🥇 1er gagnant
🏍️ 01 Moto AP110-3A APSONIC
🎁 + Gadgets APSONIC

🥈 2e gagnant
🪖 01 Casque APSONIC
💵 5 000 F CFA
🎁 + Gadgets

🥉 3e, 4e et 5e gagnants
🪖 01 Casque APSONIC
🎁 + Gadgets

6️⃣ Du 6e au 10e gagnant
🛢️ 01 Bidon d’huile APSONIC

📌 Principe du jeu :
👉 Donnez le score exact du match Sénégal vs Maroc
👉 Les premiers bons pronostics seront récompensés

🔥 APSONIC continue de faire des merveilles !
Bonne chance à tous 🍀🏍️

Nb: L’immatriculation est à la charge du gagnant

" Raha ny filoha teo aloha Andry Rajeolina sy ny vadiny no hiverina eto Madagasikara mba ho tonga hitsena azy eny amin'n...
15/01/2026

" Raha ny filoha teo aloha Andry Rajeolina sy ny vadiny no hiverina eto Madagasikara mba ho tonga hitsena azy eny amin'ny aéroport Ivato vé ianao" sa ahoana ry Forongony ?

⚽🏆Ny lion de la Teanga an'i Sénégal🇸🇳 sy lion de l'Atlas ny Maroc🇲🇦 no hiatrika ny lalao famaranana ny Can 2025 ny alaha...
15/01/2026

⚽🏆Ny lion de la Teanga an'i Sénégal🇸🇳 sy lion de l'Atlas ny Maroc🇲🇦 no hiatrika ny lalao famaranana ny Can 2025 ny alahady 18 Janoary 2026 izao taorian'ny fandresena azon'ny roa tonta.
👉I Senegal nandavo an'i Egypte tamin'ny baolina tokana nampidirin'i Sadio Mané tany amin'ny minitra faha 78.
👉I Maroc kosa dia tany amin'ny "tir au but" vao nahazo ny tapakila ho azy nanoloana an'i Nigeria.Adao ary atao tsika ao amin'ny commentaire ny pronostique tsik e ...

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teny tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share