Group Aitia Madagascar

Group Aitia Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Group Aitia Madagascar, Construction Company, FTA II 16 67 Ha Nord Est, Antananarivo.

AITIA MADAGASCAR GROUP
ÉTUDES ET CONSTRUCTION
BÂTIMENT ET TRAVAUX PUBLIC
• Conception architecturale
• Plan et devis
• Ouvrage BTP
• Gros œuvres bâtiment et 2nd œuvres
• Réhabilitation et rénovation
• Pont et pilonne
• Toux travaux public
• Réparat

15/11/2025

🟥 IREO DINGANA 10 FARANY TSOTRA AZAHOANA TANIM'PANJAKANA

🟥1- FITSIRIHANA NY TOERANA (PROSPECTION)
🟥2-FANAMARINANA NY SATA TANY
(VÉRIFICATION DU STATUT)
🟥3-FAMOKARANA SARITANY
(ÉLABORATION DU PLAN).
🟥4- FAMENOANA NY TARATASY FANGATAHANA
(INSTRUCTIONS DE LA DEMANDE).
🟥5-FIDINAN'NY VAOMIERA ENY AN-TOERANA (ÉTAT DE LIEU)
🟥6-FANDINIHAN'NY SAMPANDRAHARAHA TEKNIKA.
🟥7-FANDRAISANA FANAPAHAN'KEVITRA
(PRISE DE DÉCISION)
🟥8-FANAOVANA TSATOBATO (BORNAGE)
🟥9-FANAOVANA SONIA NY FIFAMPIVAROTANA (APPROBATION DE L' ACTE DE VENTE)
🟥10-FANOMEZANA TITRA (DÉLIVRANCE DU TITRE FONCIER)

❌FADIO NY MIJANONA⚠️ EO@FIFAMPIVAROTANA VAROMATY❌ MIROSOA@  DINGANA MANARAKA:🟥 IRETO AVY ARY NY TARATASY ILAINA RAHA HIR...
04/11/2025

❌FADIO NY MIJANONA⚠️ EO@FIFAMPIVAROTANA VAROMATY❌ MIROSOA@ DINGANA MANARAKA:

🟥 IRETO AVY ARY NY TARATASY ILAINA RAHA HIROSO @ ENREGISTREMENT ACTE DE VENTE TANY.

🟥 BOKY TITRA NA KADASITRA
🟥 CERTIFICAT D'IMMATRICULATION ET DE SITUATION JURIDIQUE LATSAKY NY TELO VOLANA.
🟥ACTE DE VENTE ORIGINAL 05 (ACTE DE VENTE AUTHENTIQUE/ACTE DE VENTE SSP)
🟥SARITANY 03 NA 05 MISY SONIAN'NY MPIVIDY SY MPIVAROTRA VITA FANAMARINAN'TSONIA.
🟥AUTORISATION DE TRANSACTION IMMOBILIÈRE 01

RAHA TANY LOVA ILAY NOVIDINA DIA:

🟥ILAINA NY TOMBAM PANANAN'NY MATY (DÉCLARATION DE SUCCESSION)
🟥ILAINA NY TARATASY FANDOVANA (ACTE DE NOTORIÉTÉ)
🟥DIDIM'PANANA RAHA NISY (TESTAMENT)
🟥NY FANOMEZAM'PAHEFANA RAHA TSY NY TOMPONY MIVANTANA NO MIVAROTRA.
🟥ILAINA NY DIKA MITOVY NY KARAPANONDROM-PIRENEN'NY MPIVIDY SY MPIVAROTRA ARY NY VAVOLOMBELONA ROA TONTA VITA FANAMARINAN'TSONIA.

DROIT D'ENREGISTREMENT:
🟥 DIA: 5% AN'NY VIDIN'NY TANY ARA-PANJAKANA NO EFAIN'NY MPIVIDY.
🟥 IPVI 20% AN'NY VIDIN'NY TANY ARA-PANJAKANA NO EFAIN'NY MPIVAROTRA, MISY FIHENAMBIDY 75% KA LASA MITOVY NY VOLA EFAIN'NY MPIVIDY SY MPIVAROTRA MIJANONA HO 5% AVY.
🟥 SARAN'NY SARITANY 2000 AR ISAKY NY SARITANY NO EFAIN'NY MPIVIDY

FANAMARIHANA:

🟥 METY MISY FIDINANA ENY AN'TOERANA (DESCENTE) MIARAKA@ ZAREO TOMPON'ANDRAIKITRA AO AMINY IVOKETRA.

🟥 MISY SAZY NOHO NY FAHATARANA RAHA TOA KA TARA LOATRA VAO MANAO NY ENREGISTREMENT (PÉNALITÉ DE RE**RD), Sazy izay fehezin'ny andin' dalana laharana fa 02.01. 11 sy ny Article 20.01.53.4

🟥 https://immo.impots.mg/

🟥MANAO ACCOMPAGNEMENT AN' IREO IZAY HIVIDY TANY/TRANO IZAHAY MBA TSY HO VOAFITAKA, HO VERY VOLA🙏

29/10/2025

?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY TITRA IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY CERTIFICAT DE SITUATION JURIDIQUE IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY ACTE DE DÉCÈS IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY ACTE DE NOTORIÉTÉ IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY PROCURATION IRAY?
👉 NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY KARATANY IRAY
👉 NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY KARAPANONDRO IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY ACTE DE VENTE IRAY
👉 NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY DONATION IRAY?
👉 NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY FIZARAM'PANANANA IRAY?
?? NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY DIDIM'PANANANA IRAY?
👉 NO AHAFANTARANA FA HOSOKA NY DIDIM'PITSARANA IRAY?

🎈TRANGA TENA MISY IREO
🎈TRANGA MAHAVERY VOLA

☘️ZAVA DEHIBE IREO

# FANTATRAO MIALOHAN'NY HIVIDIANANAO TANY NA TRANO⚠️

☘️ ANAO HIANTSO NY AGENCE SOLEIL IMMOBILIER MADAGASCAR MIALOHAN'NY HIVIDIANANAO TANY NA TRANO MBA TSY HO VERY VOLA 💵💵
# 0343263458 #

MENUISERIE ALLUMINIUM AITIA MADAGASCAR
26/10/2025

MENUISERIE ALLUMINIUM AITIA MADAGASCAR

🔍 Les éléments d’une structure en maçonnerie expliqués en image ! 🧱🏡Une illustration claire pour mieux comprendre les di...
28/07/2025

🔍 Les éléments d’une structure en maçonnerie expliqués en image ! 🧱🏡
Une illustration claire pour mieux comprendre les différentes parties d’une maison en construction 🔨📐



👷‍♂️🏗️📏🧱📐📊📘

🧪 FANAMBARANA NY FANGARO-NY BETÔNA – Ho an’ny 1 m³Ireto avy ny fangaro mahazatra arakaraka ny fampiasana ny betôna eny a...
28/07/2025

🧪 FANAMBARANA NY FANGARO-NY BETÔNA – Ho an’ny 1 m³

Ireto avy ny fangaro mahazatra arakaraka ny fampiasana ny betôna eny an-toerana :

---

🔹 Betôna fanadiovana (béton de propreté) :
📌 Ampiasaina ho sosona ambany alohan’ny fanorenana

Fasika : 540 L

Vato (gravier) : 720 L

Simenitra : 150 kg

Rano : 90 L

---

🔹 Fanorenana / Radier / Tapatapany (Fondation / Radier / Dallage) :
📌 Ho an’ny fototra ara-drafitra

Fasika : 400 L

Vato : 800 L

Simenitra : 300 kg

Rano : 180 L

---

🔹 Fanakambanana / Tsorakazo / Lintô / Tsanganana / Tapatapany (Chaînages / Poutres / Linteaux / Poteaux / Dalles) :
📌 Ho an’ireo singa mitondra lanja (éléments porteurs)

Fasika : 420 L

Vato : 840 L

Simenitra : 350 kg

Rano : 200 L

---

⚠️ Tandremo tsara !
Aza afangaro ny betôna, mortiera, ary endrika (enduit) :
Samy ahitana simenitra izy rehetra, nefa samy manana ny tanjony.

➡️ Hahitana ny fangaro ho an’ny mortiera sy endrika ao amin’ny fizarana “Fanorenana” (Maçonnerie).

---

💧 Fanamarihana amin’ny rano :
Amin’ny ankapobeny, 30 L rano ho an’ny 50 kg simenitra.

➡️ Rano be loatra = betôna mora tapaka sy mora mivaky
➡️ Rano kely loatra = betôna mafy loatra ary sarotra iasàna

Address

FTA II 16 67 Ha Nord Est
Antananarivo

Telephone

+261345186865

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Group Aitia Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share