zafintany.com

zafintany.com Page des Triages ZAFINTANY LEDADY

Tsy hijanona ho tsangambato fotsiny isika fa mila atrik'asa mavitrika izay toko ho tratrantsika arak'izay arapotoana mih...
22/01/2025

Tsy hijanona ho tsangambato fotsiny isika fa mila atrik'asa mavitrika izay toko ho tratrantsika arak'izay arapotoana mihitsy ; arak'izany dia mankasitraka ireo Ray Amandreny , Havana , Namana , Vady, Sakaiza naneho ny safidinareo ; misaotra fa voaray ny hafatra ary horaisinay tokoa izay andraikitra toko tandrify anay ; fa tsy tokony hisy hifampiandriandry intsony fa efa tongotra mby Andakana. Raiso ny adiresy ary ampitao izay toko ampitaina.
Ho ela velona ny Fihavanana
Masina ny Tanindrazana

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sindy Laï, Andriamanjary Phawase OmarTSETSATSETSA,TSETSA Raha mbola hirotsaka ...
28/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sindy Laï, Andriamanjary Phawase Omar
TSETSATSETSA,
TSETSA
Raha mbola hirotsaka hofidina tsika dia lazain'ny sasany hoe monopolista bé ka andraso rehefa tena tsy mety vao mirotsaka tsika mpanarina. Ombay torolalana ihany na dia izany. Merci/ ZAFINTANY

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when zafintany.com posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to zafintany.com:

Share