Société d'Emballage de Madagascar - SEM

Société d'Emballage de Madagascar - SEM Spécialiste dans la fabrication de sacs en polypropylène, nous mélangeons esthétisme et qualité

📣𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 ?Fa na 𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖 𝙧𝙞𝙧𝙖𝙣𝙮🔵, na 𝙢𝙚𝙣𝙖 𝙧𝙞𝙧𝙖𝙣𝙮🔴 ny Gony dia 𝙢𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙛𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙛𝙞𝙣𝙮?😮😮Ohatra:👉60kg manga rirany dia m...
02/06/2026

📣𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 ?

Fa na 𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖 𝙧𝙞𝙧𝙖𝙣𝙮🔵, na 𝙢𝙚𝙣𝙖 𝙧𝙞𝙧𝙖𝙣𝙮🔴 ny Gony dia 𝙢𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙛𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙛𝙞𝙣𝙮?😮😮
Ohatra:
👉60kg manga rirany dia mitovy amin'ny 60kg mena rirany ihany.
👉250kg manga rirany dia mitovy amin'ny 250kg mena rirany ihany.😅

"𝘚𝘌𝘔, 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘰."

❤️Ny Orinasa SEM dia faly miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao andro natokana ho anareo izao. 𝗛𝗮𝗳𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗡𝗲𝗻𝘆. 🥰🌹𝗕𝗼...
31/05/2026

❤️Ny Orinasa SEM dia faly miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao andro natokana ho anareo izao. 𝗛𝗮𝗳𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗡𝗲𝗻𝘆. 🥰🌹

𝗕𝗼𝗻𝗻𝗲 𝗳ê𝘁𝗲 à 𝘁𝗼𝘂𝘁𝗲𝘀 𝗹𝗲𝘀 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗻𝘀 🥰🌹

🌙 𝙀𝙞𝙙 𝙈𝙪𝙗𝙖𝙧𝙖𝙠 à 𝙩𝙤𝙪𝙩𝙚 𝙡𝙖 𝙘𝙤𝙢𝙢𝙪𝙣𝙖𝙪𝙩é 𝙢𝙪𝙨𝙪𝙡𝙢𝙖𝙣𝙚 !
27/05/2026

🌙 𝙀𝙞𝙙 𝙈𝙪𝙗𝙖𝙧𝙖𝙠 à 𝙩𝙤𝙪𝙩𝙚 𝙡𝙖 𝙘𝙤𝙢𝙢𝙪𝙣𝙖𝙪𝙩é 𝙢𝙪𝙨𝙪𝙡𝙢𝙖𝙣𝙚 !

🕊 Mirary Pentekosta feno fitahiana ho anao sy ny ankohonanao rehetra❤️
24/05/2026

🕊 Mirary Pentekosta feno fitahiana ho anao sy ny ankohonanao rehetra❤️

📣𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗲 ! 🔥Miaraka amin'ny 𝙂𝙊𝙉𝙔 𝙏𝙎𝙊-𝘿𝙍𝘼𝙉𝙊, amin'lay kalitao sady 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙩𝙚𝙯𝙖 hatrany !🔥Misy lanjany maro...
22/05/2026

📣𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗲 !
🔥Miaraka amin'ny 𝙂𝙊𝙉𝙔 𝙏𝙎𝙊-𝘿𝙍𝘼𝙉𝙊, amin'lay kalitao sady 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙩𝙚𝙯𝙖 hatrany !🔥
Misy lanjany maro azo hisafidianana tsara:
👉𝟯𝟱𝟬𝗸𝗴 - 𝟮𝟱𝟬𝗸𝗴 - 𝟮𝟬𝟬𝗸𝗴 - 𝟭𝟴𝟬𝗸𝗴 - 𝟲𝟬𝗸𝗴 - 𝟱𝟬𝗸𝗴

"𝘚𝘌𝘔, 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘰"

Charlie koa dia misahirana!...😂😂😂
18/05/2026

Charlie koa dia misahirana!...😂😂😂

16/05/2026

Mention spéciale à nos nouveaux(elles) super fans ! Léon Rodrigue Gervinot, Ramahafaly Odilon Alexandre, Harena Tolotra, Nancie Andriamanana, Hanitra Ramiandrisoa, Olsin Rda, Alain Fredon, Mbola Tiana, Sitraka Sarika, Tsena Iray

Tianay iany koa no mampahafantatra anareo fa ny gony TSO-DRANO vokaran'ny SEM dia afaka avadika ho robe tsara mihitsy 😍👏...
08/05/2026

Tianay iany koa no mampahafantatra anareo fa ny gony TSO-DRANO vokaran'ny SEM dia afaka avadika ho robe tsara mihitsy 😍👏😂
"SEM, tsy voatery mividy vao miakanjo tsara" 😂😂
Crédit: Francia Andria Design

Encore une de mes créations au défilé "Femme Re-Belle"
Matière "gony"

EFOI Antsirabe

𝗔𝗶𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗦𝗘𝗠 ?🤔👉Mbola maro ianareo no tsy mahita ny toerana misy ny foibe an'ny SEM ,ka indro ary misy torolal...
05/05/2026

𝗔𝗶𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗦𝗘𝗠 ?🤔
👉Mbola maro ianareo no tsy mahita ny toerana misy ny foibe an'ny SEM ,ka indro ary misy torolalana kely manampy antsika amin'izany.
Tongava mitsidika ary e!
📍𝘼𝙙𝙞𝙧𝙚𝙨𝙮 𝙩𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝘼𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤: 𝙕𝙤𝙣𝙚 𝙁𝙤𝙧𝙚𝙡𝙡𝙤 𝙏𝙖𝙣𝙟𝙤𝙢𝙗𝙖𝙩𝙤, 𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙋𝙝𝙖𝙧𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮.

"𝘚𝘌𝘔, 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘰"

Manaova toa an'i Soa, mampiasà gony TSO-DRANO ! 😂😂😂"𝘚𝘌𝘔, 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘰"
29/04/2026

Manaova toa an'i Soa, mampiasà gony TSO-DRANO ! 😂😂😂

"𝘚𝘌𝘔, 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘢𝘰"

Address

Enceinte Torginol, Zone Forello Tanjombato, En Face PHARMALAGASY
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261320547606

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Société d'Emballage de Madagascar - SEM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Société d'Emballage de Madagascar - SEM:

Share