Madaluminium

Madaluminium Madaluminium : fabrication et conception de menuiserie en aluminium sur mesure. Portes, fenêtres, façades vitrées, etc. Installation et service après-vente.

Contact : 0345447603 / [email protected]

🚨 FIOFANANA MATIHANINA MOMBA NY MENUISERIE ALUMINIUM 🚨🔥 MBA HO TONGA MATIHANINA AMIN’NY COULISSANTE SY BATTANTE AO ANATY...
28/05/2026

🚨 FIOFANANA MATIHANINA MOMBA NY MENUISERIE ALUMINIUM 🚨
🔥 MBA HO TONGA MATIHANINA AMIN’NY COULISSANTE SY BATTANTE AO ANATY 4 ANDRO MONJA !

📅 08 Jona hatramin’ny 11 Jona 2026
💰 Saram-piofanana : 299 000 Ar ihany

Ankehitriny, ny menuiserie aluminium dia tsy asa tsotra fotsiny intsony…
Fa fahaiza-manao afaka manova fiainana, mamorona asa mahavelona ary manokatra varavarana amin’ny fahombiazana.

Ao amin’ny MADALUMINIUM, dia tapa-kevitra izahay hampita fahalalana tena azo ampiharina eny an-kianja sy matihanina.

✅ Fiofanana tena pratique 100%
✅ Fanamboarana coulissante & battante
✅ Fomba fanapahana, assemblage ary pose
✅ Teknikan’ny matihanina sy finition madio
✅ Torohevitra hanombohana activité
✅ Fanaraha-maso sy fampianarana ataon’ny professionnel za-draharaha

🎯 Ity fiofanana ity dia natao ho an’ny : ✔ Olona vao manomboka nefa motivé
✔ Artisans
✔ Tanora entrepreneur
✔ Olona mitady asa maharitra sy mahavelona

💡 Alaivo sary an-tsaina ny tenanao afaka volana vitsivitsy…
Mahazo client-nao manokana, manao chantier-nao, mahaleo tena ara-bola ary mirehareha amin’ny asa vitanao.

Satria misy asa afaka manova ho avy.
Ary mety ity fanapahan-kevitrao ity no fiandohan’ny tantaranao vaovao.

⚠️ Voafetra ny toerana mba hahafahana manara-maso tsara ny pratique.

📍 Misorata anarana dieny izao !

🏠 Showroom-nay : 📍 Ankadindratombo près abattoir – 034 54 476 03/ 038 96 041 56
📍 Andravoahangy Mascar – 038 89 675 51
📍 Sabotsy Avaradrano – 034 71 306 60

📧 [email protected]
🔵 Facebook : Madaluminium

🔥 MADALUMINIUM — Mianara asa. Manorena ny ho avinao.

01/05/2026

Fetin'ny asa?
Ho an'ny mpandraharaha kosa dia mitohy hatrany ny asa sa ahoana?

Fa izao e, kely sisa ⏰, andro vitsy sisa dia ho hitanareo eny amin'ny Foire Internationale de Madagascar - FIM ireto mpikambana ato amin'ny CLUB des Entrepreneurs MED ireto 🤩

Ny 7 hatramin'ny 10 mai ny fotoanantsika eny amin'ny CCI Ivato 🚩

IZA IREO HO HITANTSIKA ENY?
Huile coco 100% pure
Saveur FOIE GRAS Behenjy Madagascar
Meva Creation
Tia voankazo
Mini Moi
Masôva.
Nadia Classic Collection
Rhum du Betsileo
Fatana mitsitsy Nirina
Madaluminium
Vonink'hazo
Tropica Nay officiel
𝐀𝐫𝐢’𝐀𝐥𝐥
Saholy Bijouterie
Atelier CraftBox
Rianala
Soa CRÉATION

🎁 Fa mba inona no tianareo ho atolotr'izy ireo rehefa eny?

Lazao ao amin'ny "Commentaire" ary hoe mba misy hiomanan'izy ireo e 👇

🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴

18/04/2026

MAHATSARA TAREHY NY LANITRA NY FANAHIN’ANDRIAMANITRA …
( Joba 26;13 )

Na ny lanitra aza mila ny fanahin’Andriamanitra hahatsara azy vaomaika fa ny fiainantsika.

Natao hifamatotra Masina isika.
Tsy mety raha tsy Manjaka ao anatintsika ny FANAHY Masina ary mitondra endrika ny fiainantsika.

Ny Fanahy Masina ao anatintsika no maha zanak’Andriamanitra antsika

Isika dia tempolin’ny Fanahy Masina
Isika dia tranon’Andriamanitra

VENDREDI BÉNI avec Revival Messengers et Hajatiana Ratsimba
Vendredi 10 Avril 2026 à 16h30
ROXY Antaninarenina

MANOVO HERY AO MASINA

Viens tel que tu es
Entrée libre


18/04/2026

🔥 EFA TSY ANDRIKO SAHADY ITY FOTOANA ITY 🔥

Sady mpandraharaha goavana no mpanompon’Andriamanitra ny EV GARTIEN DE SOUZA

Tonga ny fotoana hiainana fahaterahana vaovao sy fanavaozana avy amin’Andriamanitra.

📅 08–10 Mey 2026
📍 13MAI Analakely – Antananarivo

🔥 MADALUMINIUM AO AMIN’NY FIM 2026! 🔥Vonona ve ianao hanatsara ny tranonao na ny projet-nao?👉 Madaluminium dia mitondra ...
13/04/2026

🔥 MADALUMINIUM AO AMIN’NY FIM 2026! 🔥
Vonona ve ianao hanatsara ny tranonao na ny projet-nao?
👉 Madaluminium dia mitondra ho anao ny kalitao sy endrika maoderina amin’ny aluminium!
📍 CCI Ivato
📅 07 – 10 Mai 2026
🎯 Stand 145
✨ Ho hitanao eny an-toerana:
✔ Baies vitrées coulissantes sy ouvrantes manara-penitra
✔ Fenêtres aluminium maoderina sy matanjaka
✔ Design manintona sy maharitra
✔ Vahaolana ho an’ny architectes, entrepreneurs ary particuliers
💥 Tombony manokana mandritra ny FIM:
✔ Modèles vaovao
✔ Vidiny manokana (promotion)
✔ Devis avy hatrany eny an-toerana
📞 034 54 476 03 / 038 96 041 56
🚀 Aza adino! Tongava mitsidika ny stand 145 ary ataovy zava-misy ny projet-nao miaraka amin’i Madaluminium!
Madaluminium — Aluminium pour tous.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346893307

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madaluminium posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madaluminium:

Shortcuts

Share