Informa

Informa Vendeur de Boomer pour voitures et Subwoofer pour maison

Ireto jerena raha té hahazo SUB TENA MANDONA BE amin'ny vidiny mirary ianao.Na ao anaty fiara, na ao antrano. Atsoy ny 0...
08/06/2026

Ireto jerena raha té hahazo SUB TENA MANDONA BE amin'ny vidiny mirary ianao.
Na ao anaty fiara, na ao antrano. Atsoy ny 034 32 752 23

Misy 1 dispo. SUB MAISON HP 26 CM SUPER PUISSANT.  Tongava mihaino fa tsy hahita sub mandona otran'io ianao amin'io vidi...
07/06/2026

Misy 1 dispo. SUB MAISON HP 26 CM SUPER PUISSANT. Tongava mihaino fa tsy hahita sub mandona otran'io ianao amin'io vidin'io.
Atsoy ny 034 32 752 23

Afa-po ny any majunga fa tonga ny entana, ary mandona tsara. SUBWOOFER MAISON hp 26 cm.  320.000 ar ny vidiny.Misy Bluet...
05/06/2026

Afa-po ny any majunga fa tonga ny entana, ary mandona tsara. SUBWOOFER MAISON hp 26 cm. 320.000 ar ny vidiny.
Misy Bluetooth, usb, Radio FM, aux, 1 entrée micro.

VENDU ----   520.000 ar. Ho an'ireo mitady bass enjana be ao antrano. Hisy 1 faraparany amin'ny fin de matinee fa lany n...
04/06/2026

VENDU ---- 520.000 ar. Ho an'ireo mitady bass enjana be ao antrano. Hisy 1 faraparany amin'ny fin de matinee fa lany ny haut parleur. SUB MAISON HP 31 CM MONSTER BASS.
Qualité de son impeccable. Bass mandona ny any anatinao any.

Misy bluetooth, usb, aux, radio fm, telecommànde.
Atsoy ny 034 32 752 23

320.000 ar. Commànde speciale nataon-olona. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM. Bass tena mandona be. Misy bluetooth, usb, radio,...
04/06/2026

320.000 ar. Commànde speciale nataon-olona. SUBWOOFER MAISON HP 26 CM. Bass tena mandona be. Misy bluetooth, usb, radio, 1 entree micro, aux, telecommande.
VITA MALAGASY.
Mandray commande hatrany
034 32 752 23

Ito ny vakoka. Anisan'ny MONSTER BASS voaloany, tamin'ny 8 taona lasa izay. Naverin'ny tompony mba ho hatsaraina ny bika...
28/05/2026

Ito ny vakoka. Anisan'ny MONSTER BASS voaloany, tamin'ny 8 taona lasa izay. Naverin'ny tompony mba ho hatsaraina ny bikany

Vendu.  Mitady sub atao ao antrano ve ianao ? Budget 300.000 ar ?. Tongava mihaino an'ity fa tena matsiro ny son avokany...
25/05/2026

Vendu. Mitady sub atao ao antrano ve ianao ? Budget 300.000 ar ?.
Tongava mihaino an'ity fa tena matsiro ny son avokany.

SUB MAISON HP 26 CM. Tsy misy maharesy aloha ny donany raha amin'io vidiny io. Mandona fo ny BASS ao anaty hefitra jusqu'à 5m sur 5m. Izany hoe feno tanteraka. .
Misy bluetooth, radio fm, usb, 1 entree micro, entree auxiliaire. Mandeha 12v sy 220v.
VITA MALAGASY.
034 32 752 23

Mandray commànde faraparany amin ity  SUB MAISON HP.31 CM ity fa efa ho lany tanteraka ny haut parleur. Apres 5 mois any...
22/05/2026

Mandray commànde faraparany amin ity SUB MAISON HP.31 CM ity fa efa ho lany tanteraka ny haut parleur. Apres 5 mois any indray vao misy arrivage.
520.000 ar. Misy bluetooth, usb, aux, radio fm, telecommànde.
Atsoy ny 034 32 752 13

22/05/2026

SUB MAISON HP 26 CM CATACLYSM.
Tena matanjaka izy ty. Mi-vibre daholo ny ao antrano noho ny bass tena enjana.
Qualite de son impeccable. Misy bluetooth, usb, aux, radio, 1 entree micro, telecommande.
750.000 ar sur commande.
034 32 752 23
VITA MALAGASY

VENDU. SUB MAISON HP 26 CM SUPER PUISSANT. Ho an'ireo mitady BASS TENA MATANJAKA, ary son impeccable. Misy radio fm, usb...
18/05/2026

VENDU. SUB MAISON HP 26 CM SUPER PUISSANT.
Ho an'ireo mitady BASS TENA MATANJAKA, ary son impeccable.
Misy radio fm, usb, bluetooth, 1 entree micro, aux, telecomande.
400.000 ar fotsiny.
034 32 752 23

Address

Behoririka, Face Distributeur Banque BFV/près Cupido
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261334042468

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Informa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share