25/02/2026
🚧 𝐍𝐲 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐚𝐯𝐞𝐧𝐭𝐲!
Lalana 🛣️, tetezana 🌉, seranan-tsambo ⚓, seranam-piaramanidina ✈️…
Ao ambadik’ireo tetikasa fotodrafitrasa lehibe rehetra dia misy hery iray tena ilaina: 𝐧𝐲 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚.
Ny gazoala no mampandeha ny milina sy miantoka ny fitaterana eny amin’ireo chantier lehibe manerana ny nosy.
Noho ny fahavononan’ny mpikambana ao amin’ny 𝐆𝐏𝐌, dia mitohy sy mandroso ireo asa fanorenana lehibe, ka mandray anjara amin’ny fananganana ny hoavin’i Madagasikara 🇲🇬
👉 𝐍𝐲 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐠𝐨𝐯𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲, 𝐟𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.
TotalEnergies - Jovena Madagascar - Galana - Vivo Energy Madagascar - LP Madagascar