Madis Tsena Gasy

Madis Tsena Gasy Madis Tana : 034 05 090 00
Madis Antsirabe: 032 03 888 05
Madis Fianarantsoa 032 03 888 07
Madis Toamasina 034 73 930 05

Fambolena sy Fiompiana
Fanodinana ny Vokatry ny Tantsaha Malagasy ho lasa Sakafo Mirary mandava-taona
Fanodinana ny fako ho harena
Famoronana Asa Maharitra
Fahaleovantena ara-toekarena
Olom-Banona sy Tomady

Azo atao Tsara ny mampiasa Ron'dachoupy πŸ’― % Voajanahary ! ❌ Tsy mila akora simika βœ… Vita amin' ny akora Natoraly ! (Fa i...
14/08/2026

Azo atao Tsara ny mampiasa Ron'dachoupy πŸ’― % Voajanahary !
❌ Tsy mila akora simika
βœ… Vita amin' ny akora Natoraly !

(Fa inona ny dikan Ilay Michaoundraoundra e πŸ€”
vao variana Kely ao andakozia dia efa Michaoundraoundra ny livreur )

SAFIDY io fa tsy lahatra!Resaka Stresssssss !Tena marina dia safidinao no te ho stress Azo ialana Tsara izanyAtomboy ami...
13/08/2026

SAFIDY io fa tsy lahatra!
Resaka Stresssssss !
Tena marina dia safidinao no te ho stress
Azo ialana Tsara izany
Atomboy amin' ny sakafo, hira, fampiasana vatana,..

TANDREMO ! Kely fotsiny dia ampy, sao ho lany Andro hanakobana eo foana ! Kely Mandaitra Be !
13/08/2026

TANDREMO !
Kely fotsiny dia ampy, sao ho lany Andro hanakobana eo foana !
Kely Mandaitra Be !

RESTONS ZEN !Anisan'ny hiavaka ny hoe "Zen!"Fomba handaminana ny fombanao ho fomba Tsara sy mendrika !
12/08/2026

RESTONS ZEN !
Anisan'ny hiavaka ny hoe "Zen!"
Fomba handaminana ny fombanao ho fomba Tsara sy mendrika !

FAMPIHOROHORONA ! 😱Misy dia tonga dia mihorohoro amin'ny tsy "Napa" ! 🀣Vao nahita an'ilay tavohangy misy   tao anaty " k...
12/08/2026

FAMPIHOROHORONA ! 😱
Misy dia tonga dia mihorohoro amin'ny tsy "Napa" ! 🀣
Vao nahita an'ilay tavohangy misy tao anaty " kiopetran" i Mme dia nivarahontsana ...

❌ Tsia tompoko, ..tsy voatery ho bikina vao mankafy Fiainana ! 🀭

Fa any koa izao misy makafanahy an i Mme manolotra miaraka amin' ny hafatra feno fitiavana be hoe " vao maika sambatra isika raha miampy isa πŸ€°πŸ‘Ά"

Ankafizo ny Fiainana e!

FA INONA TOKOA NY ATAONAY E ?Fanodinana ny vokatry ny tany sy vokatry ny fiompiana ho sakafo mahavelona, feno otrikaina ...
11/08/2026

FA INONA TOKOA NY ATAONAY E ?

Fanodinana ny vokatry ny tany sy vokatry ny fiompiana ho sakafo mahavelona, feno otrikaina Ary manamora ny fiainana !

Famokarana ireo vokatra ilaina andavanandro amin' ny vidiny mirary mandava-taona amin'ny kalitao sahaza !

Santionany ihany ireo,...

Manome tsiro ny fiainana, manamora ny fiainana !

11/08/2026
10/08/2026

10/08/2026

🍝 SAUCE MISEKOSEKO
MINE SAO
βœ… Efa misy ireo karazana sauce rehetra ilaina hahatonga lafatra ny mine sao
βœ… Efa misy ireo fanomezantsiro toy ny , , ....
βœ… Kely mahavita be satria mahavita 3kg be izao
βœ… Mora tahirizina tsara
βœ… Sady manome tsiro mafylotra no manome loko mampilendalenda ! 🀀
βœ… Ny vidiny πŸ’° ? Mirary mandava-taona
❌ Tsy mila mampiasa menaka intsony
❌ Tsy mila sauce soja sy huitre intsony
☎️ 038 68 086 92

Rehefa ny Tsaky sy ny bex no atao laoka
08/08/2026

Rehefa ny Tsaky sy ny bex no atao laoka

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madis Tsena Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madis Tsena Gasy:

Shortcuts

Share