Manangana btp

Manangana btp Conception - Etudes - Realisation des projets de construction

26/09/2022

AONA ITY RIRININA MIDONGY SEZA ITY!
METY AMINAO VE SA TSIA?

Hialana amin'ny olana mety hitranga, dia tsara foana maka mpandrefy tany ao anaty ordres
23/09/2022

Hialana amin'ny olana mety hitranga, dia tsara foana maka mpandrefy tany ao anaty ordres

Mankasitraka hatrany ny "client" nametraka fitokisana anay.Teto dia   sy   no natao. Ho anareo izay manao efa mamarana r...
17/01/2022

Mankasitraka hatrany ny "client" nametraka fitokisana anay.
Teto dia sy no natao. Ho anareo izay manao efa mamarana rehetra, izahay dia manao ihany koa ny asa momba ny finition rehetra: , , , ...

Confiez-nous vos projet et vous serrez satisfait.
Manangana Btp

L'avancement du chantier Andoharanofotsy.  toujours prêt pour vous satisfaire.         Contacter-nous!
24/11/2021

L'avancement du chantier Andoharanofotsy.

toujours prêt pour vous satisfaire.


Contacter-nous!

"Ny fahafamponao no tanjonay..."Tsy ho ela dia ho hitantsika any     any indray ity trano ity.Ho anao koa miantso fa ho ...
15/11/2021

"Ny fahafamponao no tanjonay..."
Tsy ho ela dia ho hitantsika any any indray ity trano ity.
Ho anao koa miantso fa ho afa-po...

"Eny an-dàlana mifoka sigara hono e!..."Nohon'ny fangatahan'ny tompony dia ho asina "Auvent" hono eto amin'ny devant eto...
16/07/2021

"Eny an-dàlana mifoka sigara hono e!..."
Nohon'ny fangatahan'ny tompony dia ho asina "Auvent" hono eto amin'ny devant eto.
Koa raha ianao no misafidy A sa B no tianao?
Chantier: Tsarakofafa Toamasina
J 46

Am-pitsikina hatrany no anatontosana ny asa... Chantier: Tsarakofafa ToamasinaJ 7Villa T4 usage habitationAza misalasala...
18/06/2021

Am-pitsikina hatrany no anatontosana ny asa...

Chantier: Tsarakofafa Toamasina
J 7
Villa T4 usage habitation

Aza misalasala miantso anay raha manana faniriana hanorina ianao

Miezaka hatrany izahay manome ny tsara indrindra.Villa T4 sis à Tamatave Manangana btp
17/06/2021

Miezaka hatrany izahay manome ny tsara indrindra.

Villa T4 sis à Tamatave

Manangana btp

Maro ny tsara, 😉 fa... izay safidinao no tena tsara...😍😍😍Miantsoa ary dieny izao raha manampaniriana ny hanorina ny tran...
10/02/2021

Maro ny tsara, 😉 fa... izay safidinao no tena tsara...😍😍😍
Miantsoa ary dieny izao raha manampaniriana ny hanorina ny tranonao ianao fa vonona hanome ny tsara indrindra izahay;😍😍😍
manangana btp
👉 0️⃣3️⃣2️⃣ 8️⃣8️⃣ 4️⃣5️⃣9️⃣ 7️⃣4️⃣

Efa manomboka miditra amin'ny famaranana izao...Chantier: AndavamambaManangana btp
08/01/2021

Efa manomboka miditra amin'ny famaranana izao...
Chantier: Andavamamba
Manangana btp

Faly miarahaba antsika rehetra amin'izao TAONA VAOVAO izao. Mirary ny soa indrindra anareo mba ho taom-pahombiazana anie...
04/01/2021

Faly miarahaba antsika rehetra amin'izao TAONA VAOVAO izao. Mirary ny soa indrindra anareo mba ho taom-pahombiazana anie ity taona ity.
Mankasitra ireo rehetra nametraka ny fahatokisany taminay Manangana btp ny taona 2020 ary manome Toky hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra avy aty aminay.
032 88 459 74

Address

Antananarivo

Telephone

+261344945974

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manangana btp posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manangana btp:

Share