Shell Madagascar

Shell Madagascar Bienvenue sur la page officielle de Shell Madagascar, gérée en partenariat avec Vivo Energy Madagascar.

👀 Mbola tsara maso daholo ve isika ato? Lazao ao amin'ny commentaire hoe firy ny yaourt Yop hitanao ao amin'ilay sary. 😉...
21/08/2026

👀 Mbola tsara maso daholo ve isika ato?
Lazao ao amin'ny commentaire hoe firy ny yaourt Yop hitanao ao amin'ilay sary. 😉

🥤 Raha te hankafy Yop mandritra izao fialan-tsasatra izao ianao, tongava eny amin'ny Shell Select akaiky anao ary safidio ny tsiro tena ankafizinao! 💛

https://go.shell.com/4wIri0h

20/08/2026

🚘 Imaginez une pause où tout est réuni au même endroit : un café pour souffler, un lavage pour redonner de l’éclat à votre voiture, le plein… puis reprendre la route l’esprit tranquille.
C’est ça, la routine à la Station Shell Anosibe ✨
https://go.shell.com/4wAoKkz

🎁 Tombola Shell Anosibe : faly izahay nanolotra ny loka ho an'ireo mpandresy. Misaotra anareo nandray anjara tamin'ny he...
18/08/2026

🎁 Tombola Shell Anosibe : faly izahay nanolotra ny loka ho an'ireo mpandresy.
Misaotra anareo nandray anjara tamin'ny hetsika tombola.
Aza misaraka amin'ny Shell .
https://go.shell.com/4giEO4q

🔥 Majunga et Tamatave, les bons plans Vitogaz sont dans vos stations Shell 📍 Des prix exceptionnels vous attendent sur l...
16/08/2026

🔥 Majunga et Tamatave, les bons plans Vitogaz sont dans vos stations Shell
📍 Des prix exceptionnels vous attendent sur les packs connectiques et Kit Fatapera Vitogaz.
Jusqu’au 31 août, à très vite !
https://go.shell.com/4za3q86

15/08/2026

Vonona amin'ny fialan-tsasatra ve ny fiaranao? 🚗 ✨
Ny fiara voakarakara tsara dia manampy anao handeha am-pilaminana sy hankafy ny dia.
⛽ Tongava eny amin’ny station Shell manao entretien ny fiaranao.
https://go.shell.com/4qdBigg

😏 Mahay mitondra fiara ianao… fa mahay mitsitsy solika koa ve? ⛽ Misy fahazarana tsotra nefa afaka manampy anao hitsitsy...
14/08/2026

😏 Mahay mitondra fiara ianao… fa mahay mitsitsy solika koa ve? ⛽
Misy fahazarana tsotra nefa afaka manampy anao hitsitsy solika isan'andro. 🚗💡
👉 Jereo ato ary ireo torohevitra ireo ary manasa antsika ampihatra.
💬 Ary ianao, inona ny fikafika fantatrao? Zarao aminay ao amin'ny commentaire!
https://go.shell.com/4wVkFsf

12/08/2026

⛽ Aiza ho aiza izao ny niveau-n'ny solika ao anaty fiaranao? 👀
🟢 Feno?
🟡 Antsasany?
🔴 Sa efa ho efa lany 😬 ?
Valio ao amin'ny commentaire! 👇

✨Shell, akaiky anao hatrany miaraka amin’ny solika Shell FuelSave, natao ho amin’ny fahombiazan’ny motera.
Manadio, miaro, tsara kalitao.
https://go.shell.com/4fPGSSF

Handeha ho aiza ary amin'ity vakansy ity.🌴🚗 Ilay toerana voalohany hitanao ao anatin'ireo litera mifangaro no toerana ha...
10/08/2026

Handeha ho aiza ary amin'ity vakansy ity.🌴🚗
Ilay toerana voalohany hitanao ao anatin'ireo litera mifangaro no toerana halehanao… raikitra ve? 😄
Soraty ao amin'ny commentaire 👇
Ary mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra!

⛽ Ny solika Shell FuelSave dia vonona hiaraka aminao, na aiza na aiza alehanao.
https://go.shell.com/4hljD3W

🔥 Les offres Vitogaz vous attendent à Nosy Be ! Profitez des offres spéciales Vitogaz sur les bouteilles 4kg et 9kg avec...
08/08/2026

🔥 Les offres Vitogaz vous attendent à Nosy Be !
Profitez des offres spéciales Vitogaz sur les bouteilles 4kg et 9kg avec kit fatapera ou pack connectique,à des prix avantageux.

📅 Offre valable jusqu'au 31 août 2026.
👉 Rendez-vous à la station Shell Magnitry Nosy Be pour en profiter : https://go.shell.com/4fFPMSA

Address

VIVO ENERGY Madagascar Bâtiment B4/Golden Business Center Lot II I I A Bis, Morarano Alarobia. BP 12029
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:30 - 21:00
Tuesday 06:30 - 21:00
Wednesday 06:30 - 21:00
Thursday 06:30 - 21:00
Friday 06:30 - 21:00
Saturday 06:30 - 21:00
Sunday 06:30 - 21:00

Telephone

+261202242707

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shell Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shell Madagascar:

Shortcuts

Share

Category