Erecom

Erecom Bienvenue sur notre page! SSE vous promet de devenir votre premier choix en énergie solaire. Représentant exclusif "Felicity solar" à Madagascar

Un gamme de produit et accessoires solaires sont à votre disposition! Félicity Solar Mg est votre nouvel fournisseur et producteur en matière d'énergie renouvelable.

🔥 CHARBON ÉCOLOGIQUE MIARO🔥❌ Atsaharo ny fanapahana hazo tsy voafehy.ary handao hampiasà charbon écologique:💚 Nahoana no...
09/06/2026

🔥 CHARBON ÉCOLOGIQUE MIARO🔥

❌ Atsaharo ny fanapahana hazo tsy voafehy.ary handao hampiasà charbon écologique:
💚 Nahoana no misafidy charbon écologique tokoa moa izany isika?
✔️ Mirehitra ela kokoa
✔️ Mitsitsy vola sy fandaniana
✔️ Tsy manetroka ka mety tsara ho an'ny fahasalamana
✔️ Manome hafanana mamay tsara
✔️ Tsy manimba vilany
✔️ Miaro ny ala sy ny tontolo iainana
✔️ Manampy amin'ny ady amin'ny fiovan'ny toetr'andro
🌍 Ny safidy ataontsika anio no mamaritra ny tontolo iainan'ny zanatsika rahampitso ary tadidio fa Isaky ny mividy charbon écologique ianao dia mandray anjara amin'ny fiarovana ny natiora sy ny hoavin'i Madagasikara.
🔥 Mitsitsy • Madio • Maharitra • Miaro ny Tontolo Iainana
vidiny : 1200ar ny kg
toerana :Andravoahangy tsena akaikin'ny pharmacie Rakotondrazaka
034 20 688 86

🚨🚨 PROMO CHOC – PRIX CASSÉ 🚨🚨❄️ CONGÉLATEUR 12V – 220V 👉 Fonctionne sur courant ET batterie 👉 ULTRA ÉCONOMIQUE  équivale...
23/04/2026

🚨🚨 PROMO CHOC – PRIX CASSÉ 🚨🚨

❄️ CONGÉLATEUR 12V – 220V
👉 Fonctionne sur courant ET batterie
👉 ULTRA ÉCONOMIQUE équivalent ampoule 125 watts (réduit vraiment ta facture !)
👉 Solide et durable(garantie 3mois)
👉 Idéal pour maison, commerce ou zones avec courant instable
👉 sous carton

😱 1 500 000 Ar 😱
(OUI, TU NE RÊVES PAS 😳)c'est seulement 1 500 000ar au lieu de 2 700 000ar

🔥 OFFRE LIMITÉE 🔥
⚠️ Stock TRÈS LIMITÉ — premier arrivé, premier servi !

Andravoahatsenangy tsena
034 20 688 86
Livraison partout

🚨🚨 PROMO BE – VIDINY TATAKA BE 🚨🚨

❄️ CONGÉLATEUR 12V – 220V
👉 Miasa amin’ny herinaratra na batterie
👉 Tena mitsitsy (mitovy fandaniana amin’ny jiro 120W fotsiny e!!)
👉 Mafy sy maharitra(garantie 3mois )
👉 Mety tsara ho an’ny tokantrano, fivarotana, na toerana tsy milamina ny courant
👉 Mbola sous carton

😱 1 500 000 Ar 😱
(ENY TSY MANONOFY AKORY IANAREO 😳) 1 500 000 Ar fa tsy 2 700 000 Ar intsony
🔥 TOLOTRA VOAFETRA 🔥
⚠️ Stock tena vitsy ka izay tonga aloha no mahazo!

📍 Andravoahangy tsena
📞 034 20 688 86
🚚 Livraison manerana ny faritra rehetra

🔥Charbon écologique Miaro🔥🌱 Arovy ny tontolo iainana ary safidio ny charbon écologique! 🌱Ny tontolo iainantsika dia hare...
13/04/2026

🔥Charbon écologique Miaro🔥

🌱 Arovy ny tontolo iainana ary safidio ny charbon écologique! 🌱
Ny tontolo iainantsika dia harena sarobidy tokony ho arovana. Ny fandripahana ala sy ny fampiasana charbon mahazatra dia manimba izany tsikelikely.
👉 vahaolana maharitra sy manaja ny natiora ny charbon écologique MIARO

✅ Betsaka ny Tombontsoa azo avy aminy :
Tsy manimba ala (vita amin’ny akora azo averina ampiasaina)
Tsy misy setroka → mety tsara ho an’ny fahasalamana
Maharitra ela mirehitra
Mitsitsy vola

➡️ Andeha ary hiova tsikelikely: hampiasà charbon écologique ary hiaraka hiaro ny tontolo iainana!
💡 Amin’ny safidinao anio dia miaro ny ho avin’ny zanatsika ianao!
➡️ Andao hiova tsikelikely: mampiasà charbon écologique ary aoka isika hiaro ny tontolo iainana miaraka!
vidiny: 1000ar /kg
toerana Andravoahangy tsena akaikin ny pharmacie Rakotondrazaka
manao livraison izahay
034 20 688 86

😊venez nombreux 😊ensemble redonnons le sourire à Mendrika
02/04/2026

😊venez nombreux 😊
ensemble redonnons le sourire à Mendrika

16/03/2026

Participez à la cagnotte "Aidez-moi à financer ma greffe de moelle osseuse". Leetchi cagnotte en ligne sécurisée ✔️ Création gratuite ✔️

Miezaka hatrany izahay manatsara ny vokatra atolotra ho antsika mpanjifa. Araka izany, dia miala tsiny sahady izahay sat...
02/02/2026

Miezaka hatrany izahay manatsara ny vokatra atolotra ho antsika mpanjifa. Araka izany, dia miala tsiny sahady izahay satria hisy fiatoana ny famarotana sy ny livraison amin’ity herinandro ity.noho io fanatsara anatiny atao io.
Hiverina amin’ny laoniny izany manomboka ny Talata 10 Febroary 2026.
Misaotra antsika rehetra amin’ny fiarahamiasa

💧⚡ POMPE À EAU 12V ⚡💧Besoin d’une pompe à eau fiable et facile à utiliser ?Cette pompe à eau est faite pour vous !✅ Fonc...
21/01/2026

💧⚡ POMPE À EAU 12V ⚡💧
Besoin d’une pompe à eau fiable et facile à utiliser ?
Cette pompe à eau est faite pour vous !
✅ Fonctionne en 12V
✅ Facile à installer et à utiliser
✅ Faible consommation d’énergie
✅ Bonne qualité et durable
✅ Idéale pour :
• usage domestique
• agriculture et arrosage
• élevage
• transfert d’eau

Refoulement 25 mètre
Débit 2,5m3/hr

Alimentation 12v 17Amperes

plus d 'info :en mp ou
0342068886

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥📣 Andao hiaro tontolo iainana, andao hampiasa charbon écologique!♻️ Nahoana moa no hoe hampi...
09/12/2025

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥

📣 Andao hiaro tontolo iainana, andao hampiasa charbon écologique!

♻️ Nahoana moa no hoe hampiasa charbon écologique isika?

Misy antony maromaro ireto :

🔥 Mirehitra ela kokoa noho ny charbon mahazatra(maharitra andin ny 2 ora sasany andin 3 izy mamay ary 2 ora ao aorinan izay mbola mitazona hafanana fona)

🚫 Tsy mandoto sy tsy mampisy setroka betsaka,tsy manamainty vilany

🌱 Vita amin’ny akora voajanahary ka manampy amin’ny fikajiana ny ala

💰 Mitsitsy vola satria tsy lany haingana

🍗 Tena mety amin’ny fandrahoan-tsakafo: brochette, vary, hen’omby, sns.

Ny charbon écologique Miaro dia isan'ny charbon tena efa tsara kalitao ary manaraka fenitra ,
👉mora mirehitra(mampiasa kitay kely toy ny mahazatra) ary mahafinaritra amin'ny fampiasana azy

👉 Tsy mifidy fatana
fa isan'ny miara miasa aminay kFatana mitsitsy Nirinatsy Nirina izay misy garantie 3 taona be izao ny fatana

📞 Contact: 034 20 688 86
toerana :Andravoahangy tsena
📍 Livraison arakaraka ny toerana sy ny kilao tadiavina

🔥 Charbon écologique Miaro🔥 Efa mahatsapa ve isika fa mihamafy ny fandaniana sy ny olana ara-tontolo iainana?  Ny charbo...
17/11/2025

🔥 Charbon écologique Miaro🔥

Efa mahatsapa ve isika fa mihamafy ny fandaniana sy ny olana ara-tontolo iainana?
Ny charbon ecologique miaro no vahaolana antsika amin izany

Tombony lehibe indrindra ho antsika mpiompy poulet de chair izany satria

✔ Mafana tsara ny akoho kely
✔ Mirehitra ela kokoa* → Latsaka ny fandaniana isan-kerinandro
✔ tsy manetroka → Madio sy tsara amin’ny poulet
✔ Tsy manepotra ny akoho kely → Tsy manimba ny kalitaon’ny sakafo sy ny tontolo iainana
✔ Mora ampiasaina
✔ Manampy amin’ny fiarovana ny ala sy ny tontolo iainana

🌱 Nahoana no mifidy charbon écologique?

👉 Mitsitsy vola
👉 Manatsara ny kalitaon’ny vokatra
👉 Mampihena fandotoana
👉 Mampiroborobo ny fiompiana maharitra

📞 034 20 688 86
Toerana :Andravoahangy tsena près pharmacie Rakotondrazaka
Vidiny :1000ar ny kg/18pcs
Manao livraison izahay
🔥🌱🐔

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥⚽𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗣𝗥𝗢𝗡𝗢𝗦𝗧𝗜𝗖  𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟱  (Madagascar vs Maroc)Ataovy eo ny scorentsika✅  ny Page Erecomh...
30/08/2025

🔥 Charbon écologique Miaro 🔥
⚽𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗣𝗥𝗢𝗡𝗢𝗦𝗧𝗜𝗖 𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟱

(Madagascar vs Maroc)

Ataovy eo ny scorentsika

✅ ny Page Erecom
https://www.facebook.com/100064023664518/posts/1244666184344159/?app=fbl
✅Mentionner olona 5 mba hilalao
✅Partageo Public @ muranao ity pub ity

🚫Compte iray = Commentaire iray
🚫Tsy ekena ny commentaire modifié

🚫Mifarana ny lalao @6 ora hariva

Loka Charbon gony 1


Address

Andravoahangy Tsena Rue Ramanarivo
Antananarivo
261

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261342068886

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Erecom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Erecom:

Share