Keto Food

Keto Food πŸ’– Vente de produits Lowcarb πŸ’–

Maraindraina ooo πŸŒ…πŸ‘‹Misy barquette mixed dispo de suite indray isika hoan'ny an'io β˜Ίβ“ Inona daholo ny ao anatinyβ“πŸ‘‰ 02 Min...
28/05/2025

Maraindraina ooo πŸŒ…πŸ‘‹

Misy barquette mixed dispo de suite indray isika hoan'ny an'io ☺

❓ Inona daholo ny ao anatiny❓

πŸ‘‰ 02 Mini-gaufres πŸ˜‹
βž•
πŸ‘‰ 03 Donuts πŸ˜‹
βž•
πŸ‘‰ 02 Mini-brownies πŸ˜‹

πŸ’° A seulement 17.500Ar

❌ 02 barquettes ihany no dispo fa alefaso MP aingana hoan'izay haka azy πŸ˜‰

Hello les   πŸ’–πŸ’–Misy foana ny livraison antsika na somary adinodino aza ny publications an πŸ˜ŠπŸ˜ŠπŸ‘Œ Ireto izao no dispo pour de...
27/05/2025

Hello les πŸ’–πŸ’–

Misy foana ny livraison antsika na somary adinodino aza ny publications an 😊😊

πŸ‘Œ Ireto izao no dispo pour demain

πŸ‘‰πŸ« Brownies πŸ’° 22500Ar Bqt de 06pcs
πŸ‘‰πŸ§‡ Gauffre πŸ’° 13000Ar Bqt de 02pcs
πŸ‘‰πŸ§€ Quiche lardons jambon πŸ’° 22500Bqt de 06pcs

❌ Vitsivitsy sisa no dispo fa alefaso πŸ“¨ MP πŸ“¨ aingana ny commande oh

Hello mes   πŸ’“πŸ’“πŸ₯° Box sucrΓ© salΓ© dispo de suite androany indray ooo🧐 Inona daholo n'y ao anatinyβ‰οΈπŸ‘‰ 3 Muffin Fromage πŸ§€πŸ‘‰ 3 ...
25/04/2025

Hello mes πŸ’“πŸ’“

πŸ₯° Box sucrΓ© salΓ© dispo de suite androany indray ooo

🧐 Inona daholo n'y ao anatiny⁉️

πŸ‘‰ 3 Muffin Fromage πŸ§€
πŸ‘‰ 3 Mini gaufre πŸ§‡
πŸ‘‰ 3 Brownies 🍫

πŸ’° Prix?? 25.000Ar fotsiny 😱

πŸ“± Alefaso ao amin'ny MP aingana contact + lieu de livraison πŸ˜‰

Heyyyyyy πŸ‘‹πŸ‘‹βŒβ—οΈ Ireto sisa no azo raisina amin'ilay commande rampitso β—οΈβŒπŸ˜± Profitez de 5️⃣ % de remise sur tous vos achat...
24/04/2025

Heyyyyyy πŸ‘‹πŸ‘‹

βŒβ—οΈ Ireto sisa no azo raisina amin'ilay commande rampitso β—οΈβŒ

😱 Profitez de 5️⃣ % de remise sur tous vos achats fa aza tara!! 😍

🍫 Brownies πŸ‘‰21.400Ar au lieu de 22.500ArπŸ‘Œ
πŸ§‡ Gaufre πŸ‘‰ 12.400Ar au lieu de 13.000ArπŸ‘Œ
🍩 Donuts πŸ‘‰ 19.000Ar au lieu de 20.000ArπŸ‘Œ
πŸ₯“ Muffin Jambon fromage πŸ‘‰ 19.000Ar au lieu de 20.000ArπŸ‘Œ
πŸ§€ Muffin Fromage πŸ‘‰ 16.700Ar au lieu de 17.500ArπŸ‘Œ

🚨Tena vitsy sisa no azo raisina fa alefaso MP aingana ny commande 🚨

Hello mes   🌺Efa tafaverina tsara daholo ve sa mbola manohy   kely aloha? πŸ˜…πŸ˜…Asiantsika   ny commande ho an'ity semaine i...
23/04/2025

Hello mes 🌺

Efa tafaverina tsara daholo ve sa mbola manohy kely aloha? πŸ˜…πŸ˜…

Asiantsika ny commande ho an'ity semaine ity ka aza tara aza πŸ‘‡πŸ‘‡

❌ Remise de 5️⃣% hoan'ireo rehetra izay manao commande ❌
πŸ”₯ Unique livraison de la semaine πŸ”₯

πŸ“²Passez commande en MP dΓ¨s maintenant

😍 Ny amin'ny sary πŸ‘‰ Quiche Lardon Jambon πŸ˜‹
πŸ’° 21.400Ar au lieu de 22.500Ar 😱
⏰ Prix uniquement valable pour ce vendredi πŸ˜‰

Isika anie variana amin'i Kiala Brownies Dia adino hatramin'itony Gaufre matsiro kely itony eeeee πŸ˜‚πŸ˜‚Mbola afaka mandray ...
18/04/2025

Isika anie variana amin'i Kiala Brownies Dia adino hatramin'itony Gaufre matsiro kely itony eeeee πŸ˜‚πŸ˜‚

Mbola afaka mandray pour demain fa alefaso MP Ooo

HelloooAza adino koa anefa fa manana an'ito toast ito isika hoan'ireo mitady kimofomofo an πŸ₯–Afaka atao solona   asiana b...
18/04/2025

Hellooo

Aza adino koa anefa fa manana an'ito toast ito isika hoan'ireo mitady kimofomofo an πŸ₯–

Afaka atao solona asiana beurre πŸ§ˆπŸ˜‹
Grillena dia lasa croΓ»ton ho an'ny soupe πŸ²πŸ˜‹

πŸ“† Dispo pour demain Samedi
🍞 Toast Lowcarb
πŸ’° 18.000ar Bqt 14pcs


Ireto 2 ireto izao no "vedette" tsika tao anaty 2 semaines izay 😁😁😁🍫 Brownies πŸ’°22.500Ar Bqt 06pcsπŸ₯“ Quiches lardon jambon...
17/04/2025

Ireto 2 ireto izao no "vedette" tsika tao anaty 2 semaines izay 😁😁😁

🍫 Brownies
πŸ’°22.500Ar Bqt 06pcs

πŸ₯“ Quiches lardon jambon
πŸ’° 22.500Ar Bqt 06pcs

πŸ“†DISPO CE VENDREDI ET SAMEDI πŸ“†

πŸ“© Passez vite en Mp fa tsy afaka mandray maro intsony izahay pour cette semaine an πŸ˜‰



Dispo pour livraison demain VENDREDI oooh🍩 Donuts LowcarbπŸ’° 20.000Ar Bqt de 06pcs
17/04/2025

Dispo pour livraison demain VENDREDI oooh

🍩 Donuts Lowcarb
πŸ’° 20.000Ar Bqt de 06pcs

πŸ‘‹πŸ‘‹πŸ‘‹Dia Mbola misy miteny ihany vΓ© hoe mijaly n'y mpanao  ? 😁😁😁Misy Liana vΓ© ireo amin'ny sary raha atao dispo πŸ˜‹Heyyyy, p...
17/04/2025

πŸ‘‹πŸ‘‹πŸ‘‹

Dia Mbola misy miteny ihany vé hoe mijaly n'y mpanao ? 😁😁😁

Misy Liana vΓ© ireo amin'ny sary raha atao dispo πŸ˜‹

Heyyyy, produits hatrany ireo annn

πŸ”₯ Misy livraison rampitso fa aza tara Mandefa commande πŸ”₯

🚨🚨 Uniquement aujourd'hui 🚨🚨🍫 Brownies Barquette de 04pcs dispo de suiteπŸ’° 15.000arπŸ“† Livraison ce jour πŸ“© Passez vite en M...
16/04/2025

🚨🚨 Uniquement aujourd'hui 🚨🚨

🍫 Brownies Barquette de 04pcs dispo de suite
πŸ’° 15.000ar
πŸ“† Livraison ce jour

πŸ“© Passez vite en Mp

πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°Sombiny kely amin'ireo retour nareo ireto πŸ’–Mankasitraka antsika hatrany mahatoky sy manjifa πŸ™Mbola misy box mixed dis...
15/04/2025

πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Sombiny kely amin'ireo retour nareo ireto πŸ’–

Mankasitraka antsika hatrany mahatoky sy manjifa πŸ™

Mbola misy box mixed dispo demain ahitanao miaraka πŸ˜‹πŸ˜‹

Alefaso MP aingana fa sao tara πŸ˜‰

Address

Antananarivo
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261347709090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Keto Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share