B-Garage Mécanique

B-Garage Mécanique Garage et Ouvrages Métalliques

Tena vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay
04/09/2025

Tena vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay

🚨 Aza manaiky fitaka intsony! Tonga amin’ny toerana marina ianao! 🚨Efa mandreraka ny mitaraina amin’ny garage manao tapa...
04/09/2025

🚨 Aza manaiky fitaka intsony! Tonga amin’ny toerana marina ianao! 🚨

Efa mandreraka ny mitaraina amin’ny garage manao tapatapany sy tsy miraharaha mpanjifa.
Aza ekena intsony ny fanambakana!

❗️Eto aminay, asa madio no omena, serivisy matotra no atolotra.
❗️Izahay vonona hanolotra ny tsara indrindra ho anao — satria mendrika izany ianao.
❗️Tsy andrasana ela, tsy manao kitoatoa, eto ianao no ho afa-po tanteraka!

🔧 Miaraka amin'ny ekipan'ny mahay, matianina, ary fanompoana am-pitiavana.
✅ Antoka, kalitao, fahatokisana

??  – Ny Kalitao no laharam-pahamehana!👉 Asa vita tsara, haingana ary maharitra.👉 Ekipan’ny matihanina efa za-draharaha....
04/09/2025

?? – Ny Kalitao no laharam-pahamehana!
👉 Asa vita tsara, haingana ary maharitra.
👉 Ekipan’ny matihanina efa za-draharaha.
👉 Vidiny mifanaraka amin’ny tolotra, mahafa-po ny mpanjifa.
👉 “Tsy hoe asa fotsiny no ataonay, fa fiarovana sy fitokisana no haolotray.”

🚗 Garage GAM – Fahatokisana no mampandeha anay!
✨ Fanamboarana rehetra amin’ny fiara (tolierie, peinture, polissage, mécanique…)
✨ Asa madio, kalitao avo lenta, fandraisana tsara
✨ Mpividy sy mpanjifa rehetra afa-po tanteraka

“Garage GAM, toerana ahafahanao matoky 100%.”

“Ny fiaranao, fiainanao – avelao izahay hikarakara azy
Contact : 0385384366
Sampanan'ny Behintsy Ambohimangakely, 30Miatsinana pharmacie Miravaka

Ao amin’ny Garage GAM izahay dia tsy vitan’ny hoe manamboatra, fa tena manompo am-pahamarinana sy am-pitiavana. Ny asana...
04/09/2025

Ao amin’ny Garage GAM izahay dia tsy vitan’ny hoe manamboatra, fa tena manompo am-pahamarinana sy am-pitiavana. Ny asanay dia mifototra amin’ny fahamarinana, kalitao ary fahatokisana. Raha manolotra serivisy izahay dia azo antoka fa marina ny vidiny, tsara ny kalitao, ary vonona izahay hanara-maso hatramin’ny farany mba hahafaly anao. Izany no mahatonga anay tsy hoe garage fotsiny, fa mpiara-dia azo itokisana.”

Address

Sapanan'ny Behintsy Ambohimangakely By Pass
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B-Garage Mécanique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share