03/04/2026
⚠️⚠️⚠️Tandremoo ahh⚠️⚠️⚠️
Tena Aleo ooaaa manatitra fanatitra ato amin'ny BATI EXPERT iany aloha dia mahazo trano tsara kely sy mba équivalent tsara tamin 'ilay projet trano nao iny an, dia tsy maintsy tanteraka tsara amin' izay ilay nofinofinao hoe tsy maintsy matsangana trano ianao amin'ity taona ity 👷🏠🫣