01/08/2026
Fivorian'ny Filan-kevim-pitantànana SIRAMA SA
✅️Notanterahina ny Zoma 31 Jolay 2026 tao amin’ny efitrano fivorian’ny ivom-pitantànana Isoraka ny fivoriamben'ny Filan-kevim-pitantànana izay natrehan'ireo Mpikambana ao amin'ny Filan-kevim-pitantànana niaraka tamin'ny Tale Jeneraly, Commissaire Divisionnaire de Police RAMAROLAHY Daniel Jean sy ireo Mpitàntana eto amin’ny orinasa SIRAMA foibe.
▶️Anisan'ny loha-hevitra nisongadina tamin'izany ny fifidianana izay ho filoha vaovao ny Filan-kevim-pitantànan'ny orinasa.
🤝Ny Tale Jeneraly sy ireo mpiara-miasa rehetra dia miarahaba an’i Ramatoa RAZANAMANANA Anjara Tina, Filohan’ny Filan-kevim-pitantànana vaovao ary mirary soa azy amin’ny andraikitra sahanina ho fampiroboroboana ny orinasa.
........................................
Réunion du Conseil d’Administration SIRAMA SA
✅️Une réunion du Conseil d’Administration s’est tenue le Vendredi 31 Juillet 2026 à la salle de réunion du Siège à Isoraka, en présence des Administrateurs, du Directeur Général, Commissaire Divisionnaire de Police RAMAROLAHY Daniel Jean et des Dirigeants de la société.
▶️L'élection du nouveau Président du Conseil d'Administration a été un point essentiel évoqué.
🤝Le Directeur Général et l’ensemble du personnel, souhaitent la bienvenue à Madame RAZANAMANANA Anjara Tina, nouvelle Présidente du Conseil d'Administration, et formulent leurs vœux de réussite dans sa mission visant à développer la société.