21/11/2024
🙏OMEKO ANAO NY TEBOKA FOLO AHAVITANAO TRANO @FOMBA TSOTRA!
1/asio vavaka arahin‘asa
2/miaina @fomba tsotra sy zay mampahazo aina tsara anao fa aza sahirana manenjika standing fa samy nomen‘Andriamanitra anjara ho azy!
3/manomboha miasa mafy manomboka ahitanao ity pub ity!
4/manaova economie ahenanao depense tsisy dikany sy tsy ilaina loatra(oh:lamaody.picnic.sns..)
5/miaritra kely aloha vao lahy kely hoy ny fitenena izay (manangona vola)
6/rehefa mividy tany dia manantona olona mpahay lalana momba izany tsy very vola ianao❗
7/manaova plan sy devis mba tsy enclaver ny projet anao
8/rehefa maka permis de construire fadio ny manao kolikoly fa ny mpiasa comune indray no hahavita trano alohanao!
9/rehefa hangady fototra aza manasa olona maro fa betsaka no hihatsara velatsihy @nao dia hialona ary ho avy hangatambola @nao isanandro fa fantany fa manambola ianao matoa manao trano🏡
10/rehefa haka mpanao trano dia jereo mivantana ny asa vitany
📢MITSODRANO NY PROJET ANAO HO VITA H@ FARANY AMPIO COMS ZAY MBOLA HITANAO FA MAHASOA ANTSIKA!
Sary fanehoana