ARTIC Antananarivo

ARTIC Antananarivo Construction, immobilier, décoration d'intérieur

🌿 C'est le week-end ! Prenez le temps de préparer vos projets. ☕🤩Toute l'équipe vous souhaite une excellente fin de sema...
14/08/2026

🌿 C'est le week-end ! Prenez le temps de préparer vos projets. ☕

🤩Toute l'équipe vous souhaite une excellente fin de semaine. Le week-end est le moment idéal pour faire le tour de la maison, imaginer de nouvelles couleurs et lister vos besoins en rénovation.

Passez un très bon week-end ! ☀️

📍Mandroseza
📞 038 74 628 77 / 033 60 911 49

🏷️

🚪 Hatsarao ary arovy ny dallage ciment ao aminao na ivelany na ny ao anatiny🧱Na efitrano fandraisam-bahiny, na "garage",...
12/08/2026

🚪 Hatsarao ary arovy ny dallage ciment ao aminao na ivelany na ny ao anatiny🧱

Na efitrano fandraisam-bahiny, na "garage", na "terrasse",natao ho an’ny toerana hitsahina .

Ny loko manokana ho an'ny sol ato amin'ny ARTIC dia natao hitazona sy hahatohitra izany rehetra izany!
💪 Ny tombony amin'ny fampiasana azy :
✔️ Tsy mora miala fa mahazaka hitsakitsaka tsara.
✔️ Mora diovina
✔️ Manome endrika madio sy maoderina ho an'ny trano.
Ovao ho lasa tsara sy maoderina ny dallage amin'ny alalan'ny lokonay!

📍 Ankadifotsy & Mandroseza
📞 038 74 628 77 / 033 60 911 49
🏷️

🤔Ahoana no fomba fampifangaroana loko tsara sy mamiratra ao an-trano?💥Ireto loko roa ireto indray no ho ampiarahantsika ...
10/08/2026

🤔Ahoana no fomba fampifangaroana loko tsara sy mamiratra ao an-trano?💥

Ireto loko roa ireto indray no ho ampiarahantsika :Gris Clair🩶 sy ny orange russet 🍊
✨ Nahoana no ireto loko ireto ?

🩶Ny Gris Clair dia manome endrika maoderina, mampalaka sy mampivelatra ny efitrano.
🍊Ny Orange indray dia mitondra hafanana, hery ary mamelona ny rindrina.
✅Tena mety ho an'ny efitrano fandraisam-bahiny, birao, na ny lalantsara fidirana izany!

Koa aza misalasala ary manantona anay raha hisafidy ny loko mifanaraka aminao fa vonona handray anao izahay

📍Mandroseza
️ 038 74 628 77 / 033 60 911 49

🏷️

💡 Ny tsiambaratelon'ny loko tsara kalitao🛠️✅Tianao hivoaka tsara ny loko ?Any amin'ny fikarakarana alohan'ny handokoana ...
06/08/2026

💡 Ny tsiambaratelon'ny loko tsara kalitao🛠️

✅Tianao hivoaka tsara ny loko ?

Any amin'ny fikarakarana alohan'ny handokoana no misy ny tsiambaratelo!
1️⃣ Fafao sy diovy : Ny vovoka sy ny loto dia misakana ny loko tsy hiraikitra tsara.
2️⃣ Tsetsemo lavaka : Mampiasà "enduit" mety mba hamenoana ireo triatra kely.
3️⃣ Ponçage : Ponçena hitovy tantana
Ny fikarakarana tsara alohan'ny handokoana no miantoka ny 80% amin'ny hatsaran'ny asa!
Ary ny zava-dehibe dia ny fampiasana ny loko ARTIC izay tsara kalitao

📍 Mandroseza
📞 038 74 628 77 / 033 60 911 49

🏷️

✨ Pourquoi choisir la peinture à l'huile pour vos travaux ? 🖌️Si vous cherchez une finition impeccable, ultra-résistante...
04/08/2026

✨ Pourquoi choisir la peinture à l'huile pour vos travaux ? 🖌️

Si vous cherchez une finition impeccable, ultra-résistante et facile à nettoyer, la peinture à l'huile (glycéro) est votre meilleure alliée.

🔹 Une résistance extrême : Idéale pour les pièces humides (cuisine, salle de bain) ou les zones à fort passage (couloirs, portes).
🔹 Un rendu incomparable : Sa finition tendue et brillante apporte un aspect lisse et haut de gamme.
🔹 Une protection longue durée : Elle protège efficacement vos surfaces contre les chocs et le temps qui passe.

Passez en boutique pour découvrir notre palette de teintes disponibles !

📍Ankadifotsy & Mandroseza
📞 038 74 628 77 / 033 60 911 49

🏷️

🌟 Volana vaovao, tetikasa vaovao, loko vaovao ! 🎨Misokatra ho antsika ny  volana Aogositra, hitondra fahafahana sy hevit...
03/08/2026

🌟 Volana vaovao, tetikasa vaovao, loko vaovao ! 🎨

Misokatra ho antsika ny volana Aogositra, hitondra fahafahana sy hevitra vaovao ho an'ny fanaingoana ny trano. 💯
👉 Izao no fotoana mety indrindra hanovana ny endriky ny rindrina, na hanatanterahana izay tetikasa fandokoana efa nodinihina hatramin'izay ela izay oooo😁

❌Tsy mivarotra loko fotsiny ihany izahay, fa miara-dalana aminao hatrany amin'ny fisafidianana ny loko.
Tongava ary mitsidika ny point de vente mba hahazoana ny torohevitra tsara .😁

📍Ankadifotsy & Mandroseza

📞 038 74 628 77 / 033 60 911 49

🏷️

❌❌Mitady vokatra tsara ho an'ny famaranana ny trano na ny fanatsarana ny tranonao ve ianao?Na hanavao na ny vao hanombok...
30/07/2026

❌❌Mitady vokatra tsara ho an'ny famaranana ny trano na ny fanatsarana ny tranonao ve ianao?

Na hanavao na ny vao hanomboka amin'ny fanatsarana ?

Amin'izao farany volana izao ,fotoana izao hanatsarana indray ny lokon-tranonao hanatsarana indray ny fanaka ao aminao .🤩
🤩🥳

ARTIC ary no vahaolana feno amin'izany💫💢

Ny vokatra ARTIC ve ?🤔
✅Tsara kalitao
✅ Manome hendrika
✅ Vokatra tsy mandany be🎨
✅Loko tsara kalitao💯
✅Maharitra sy mora diovina🌟💥
Vokatra natao ho an’ny trano, birao, hotely, trano fandraisam-bahiny, …

💥Ireo vokatra vokarin'ny ARTIC:

👉Peinture à l'eau, à l'huile
👉 Peinture pour sol
👉 Peinture pour toiture
👉 Sous -couche
👉 Peinture antirouille
👉 Vitrificateur
👉Lasure
👉 Vernis
👉 Peinture d'art acrylique
👉 Peinture textile
👉 Pâte sérigraphie ...

ARTIC – Ny loko manome endrika vaovao .
Kalitao matihanina, vokatra haingam-piasa. 🎨✨
☎️0387462877/0336091149
📍 Ankadifotsy/Mandroseza

ARTIC « La couleur de votre votre imagination »

Andao indray hiaraka hisafidy loko e💥☺️ Raha handoko efitrano iray ianao, iza amin'ireto loko roa ireto no mamoha ny sar...
30/07/2026

Andao indray hiaraka hisafidy loko e💥☺️
Raha handoko efitrano iray ianao, iza amin'ireto loko roa ireto no mamoha ny sary an-tsainao?
💗"Rose fushia"?
Sa
🩷"Rose lavande"?
Soraty ao amin'ny commentaires ny safidinao!samy manana ny hanitra ho azy ireo loko ireo fa anjaranao no misafidy👍🤩
✅Koa aza misalasala ary fa ato amin'ny ARTIC ahitanao ny choix rehetra efa nofisinao.💯

​ARTIC : La couleur de votre imagination

📍 Ankadifotsy/Mandroseza
📞 Contact : 038 74 62 877 / 033 60 91 149

Soso-kevitra kely mahasoa anao 💡✅Alohan'ny handokoana dia diovy tsara ny rindrina mba hifikitra tsara ny loko ary hahazo...
29/07/2026

Soso-kevitra kely mahasoa anao 💡

✅Alohan'ny handokoana dia diovy tsara ny rindrina mba hifikitra tsara ny loko ary hahazoana vokatra madio sy tsara tarehy.

✅Mampiasà fitaovana voadio ihany koa
✅Araho tsara ny toromarika

​ARTIC : La couleur de votre imagination
📍Ankadifotsy/Mandroseza

📞 038 74 62 877 / 033 60 91 149

Mbola misalasala foana ve ianao amin'ny loko ho safidianao ?🤔💥ARTIC no vahaolana ho anao 👍 Loko tsara sy mateza💯Efa maro...
27/07/2026

Mbola misalasala foana ve ianao amin'ny loko ho safidianao ?🤔💥

ARTIC no vahaolana ho anao 👍
Loko tsara sy mateza💯
Efa maro no afapo amin'ny fampiasana ny vokatra ARTIC fa ianao sisa no andrasanay 🤩

Koa aza misalasala ary fa jifao dieny izao ny loko ato amin'ny ARTIC 💥💯
Vonona hanome fahafampo ho anao hatrany izahay 😊

☎️0387462877/0336091149
📍 Ankadifotsy/Mandroseza

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARTIC Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ARTIC Antananarivo:

Shortcuts

Share