14/03/2024
🏘🏡TANTERAHO NY NOFINOFINAO🏡🏘
Ho anao manana fikasana hanangana Trano nefa tsy manana hevitra na modely na tombam-bidy hanatanterahana izany. MACE dia faly manolotra ho anao ity Modely ity (Tolotra Voalohany).
👉 Tolotra Villa Basse (Villa A1) : Clé à main👈
👨💼 Surface au sol 90.49m²
👨💼 2 Chambres
👨💼 1 Séjour + Cuisine + Coin de répas
👨💼 1 Salle d'eau
👨💼 Grande Auvent d'entrée principale
🏘 Atolotray io ambany io ny Video fanehoana ny modely anatiny sy ivelany 🏘
NB : Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala miditra hafatra miafina (Mp) na miantso mivantana ny 032 28 214 97 / 034 45 065 44
Email : [email protected]
👨💼👨💼 izahay dia afaka manao ihany koa ny :
👉 Etude
👉 Plan azahoana permis de construction
👉 Modélisation 2D et 3D
👉 Plan d'Exécution (plan de ferraillage, plan de construction métallique, plan électrique, ...)
👉 Réalisation (Gros Œuvre et second œuvre)
👉 Etude et Installation Electrique
"Plus d'information sur la Villa dans le 1er commentaire"