11/02/2026
Ny Entreprise DADAFARA dia maneho ny fiaraha-miory amin’ireo mponina, namana ary havana rehetra ao Toamasina izay niharam-boina noho ny fandalovan’ny rivodoza.
Mankahery sy mirary fiononana ho an’ireo fianakaviana voakasika izahay, ary manantena ny fiverenan’ny fiainana andavanandro haingana.
Mirary soa sy ny tsara ho anareo rehetra. 🤝🇲🇬
Entreprise DADAFARA