10/09/2026
LEO NY VIDIN’NY SARIBAO MIDANGANA NEFA RATSY KALITAO? 🛑💡
Indro ny vahaolana ho anao: Fatana mandeha amin’ny Huile de Vidange avy amin'ny ANGOVO MADIO GROUP.
🔥 Ny tombony ho anao:
• Afo manga madio sy mahery ampy ho an'ny fahasalamana sy ny fahadiovan'ny vilany.
• Tena mitsitsy: Tsy mila mandany vola be amin'ny gaz na saribao intsony.
• Azo antoka sy mafy tsara.
Miantsoa anay avy hatrany raha hividy na avia mitsidika anay mivantana hijery ny fomba fiasany!
📞 Laharana finday: 034 09 721 20 – What’s up : 034 91 471 68
📍 Adiresy: Ampitankely Fianarantsoa