Miorina Construct

Miorina Construct Conception plans architecturaux, modélisation 3D, devis estimatif et quantitatif, etude, construction

Tsy ny endriny ivelany ihany no tena zava-dehibe rehefa  manao trano izahay fa ny ao anatony koa satria ao no tena honen...
21/05/2026

Tsy ny endriny ivelany ihany no tena zava-dehibe rehefa manao trano izahay fa ny ao anatony koa satria ao no tena honenana sy hiainana. Amenagement intérieur client iray ity ary efa tena tsindrindaona ery izy ireo hanomboka ilay projet.
Ianao koa afaka manankina aminay ny tetikasanao.
Service d’etudes terrain offerte, sy aménagement intérieur pièce iray au choix offert koa.
Miorina Construct

Clé en main à seulement 65.000.000 AriaryVILLA BASSE 110m²: salle de séjour,  trois chambres, cuisine, bureau, salle d’e...
20/05/2026

Clé en main à seulement 65.000.000 Ariary
VILLA BASSE 110m²: salle de séjour, trois chambres, cuisine, bureau, salle d’eau et wc.
Visite et etudes terrian gratuit.
Aza miandry intsony fa eto izahay hanatanteraka ny tetikasanao eo amin’io taninao io.
Miorina Construct

Sady hanaovan'izy ireo activité no ipetrahany satria amorondalana ilay toerana hisy ity projet hoitanao tsy hoela amin'i...
22/04/2026

Sady hanaovan'izy ireo activité no ipetrahany satria amorondalana ilay toerana hisy ity projet hoitanao tsy hoela amin'iny RN1 iny
🚧 Ny ankamaroan’ny olona manao construction dia very vola amin’ny départ
Fa ity client iray niaraka taminay ity kosa dia nahazo plan mazava sy devis voafehy
🎯 Ataovy amin’ny matihanina ny étude-nao
🎁 Visite terrain + étude terrain GRATUIT
Contact: 033 51 296 50/ 034 46 389 35
[email protected]

Ny équipe Miorina Construct manontolo dia faly mirahaba atsika rehetra nahatratra ny fetin'ny ''Pâque''.
05/04/2026

Ny équipe Miorina Construct manontolo dia faly mirahaba atsika rehetra nahatratra ny fetin'ny ''Pâque''.

Teo amin'ny tany kely no nahavitana ity projet ity, sahiran-tsaina ilay tompony ka nanakina izany taminay ary izao ny fi...
05/03/2026

Teo amin'ny tany kely no nahavitana ity projet ity, sahiran-tsaina ilay tompony ka nanakina izany taminay ary izao ny fivoakany rehefa natao ny etudes: Salon +cuisine ny ambany ary Chambre sy Toilettes ny ambony. Ny tokotany mo mbola voalamina hisy hijanonan'ny fiaran'izy ireo.
Afaka miasa sy manampy anao izahay amin'ny projet kasainao hoatao.
Miorina Construct
033 51 296 50
034 46 389 35
Whatsapp: 033 94 815 53
[email protected]

14/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Finaritra Paradis Andriamahery, Oli Rabe, Mahefa Rakotondranaivo, Nadia Sania, Yata Son Wardell, Erinnah

Manana olana ve ianao amin'ny endrik'ilay tany?Tsy hita hoe atao ahoana ny hanorenana, mitailana, manao ambaratonga, tel...
06/01/2026

Manana olana ve ianao amin'ny endrik'ilay tany?
Tsy hita hoe atao ahoana ny hanorenana, mitailana, manao ambaratonga, telo zoro sns...
Maro ny olana sedraina sy hita rehefa hanangana fa eto izahay équipe Miorina Construct dia mandray antanana tsirairay ny tetikasa izay anaovana fandalinana lalina ary afaka miasa sy manome fafahampo ary vahaolana hoanareo.

Manana tany ianao nefa tsy manana idée?Na manana idée fa sahirana amin'ny fanataterahana?Tehanorina anefa tsy hay hoe am...
03/01/2026

Manana tany ianao nefa tsy manana idée?
Na manana idée fa sahirana amin'ny fanataterahana?
Tehanorina anefa tsy hay hoe amin'ny fomba aona ny hanombohana azy?
Eto ny equipen'i Miorina Construct vonona hiasa sy hanome fafahampo hoanao.

Ny équipe Miorina Construct dia faly miarahaba atsika rehetra natratry ny taona vaovao 2026.Mino izahay fa hotanteraka a...
31/12/2025

Ny équipe Miorina Construct dia faly miarahaba atsika rehetra natratry ny taona vaovao 2026.
Mino izahay fa hotanteraka amin'ity taona ity ny fanirian'ny tsirairay avy.

Address

I A C73 Andramahavola/Cité
Itaosy
101

Telephone

+261344638935

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miorina Construct posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miorina Construct:

Share