23/06/2020
Contrôle et Surveillance des Travaux.
Tsy ny Drafitry ny trano (Plan) ihany no asa hiandreketan’ny Cabinet d’Architecture et Assistance aux Projets (CAAP), fa indrindra ny fanatanterahina ny asa sy ny faharahana akaiky ny fandrafetana azy.
Hisaorana azy ireo nametraka fitokisana anay eto @ CAAP ny hanara-maso ireo pitsopitson’ny rehetra @ fananganana ny tranony.
Ho antsika, manana« projet de construction », aza misalasala miantso, vonona hatrany izahay hamaly ny hetahetanao sy hanatanteraka ireo vinan’asanao.
Contrôle et Surveillance des Travaux.
Coffrage/ Disposition des ferraillages/ enrobage/ Granulométrie/ Slump test/ Confectionnement du béton en respectant les dosages…
Prise photo : by Drone P4
Contact : +261 34 42 985 88