Biogasikara Energy SARL

Biogasikara Energy SARL Biogasikara Energy ilay mpiara-dia aminao amin'ny angovo maitso!

09/05/2026

📍 Aiza daholo isika eto Tamatave? 👋
Androany indray dia zanak’i Tamatave no miaraka amintsika 🤩
Vao mahare hoe “Fy machiro!” dia fantatra avy hatrany…
👉 i Mme Davinah izany! 😉
🎤 Hozarainy amintsika eto amin’ny pejy ny traikefany sy ny fijoroany vavolombelona momba ny pellets sy ny fampiasana azy
📺 Andao ary harahintsika miaraka ny fizarana izay nataony tamin'ny fandalovanay tany 👇
💬 Aza adino ny mametraka commentaire sy mizara!


***************************************************

👉 Manifestez-vous, les Tamataviens !
Aujourd’hui encore, c’est une jeune femme de Tamatave qui est avec nous 🤩
Dès qu’on entend “Fy machiro !”, on sait immédiatement de qui il s’agit…
👉 c’est Mme Davinah ! 😉
🎤 Elle va partager avec nous, sur cette page, son expérience et son témoignage sur les pellets et leur utilisation.
📺 Allons donc suivre ensemble la séquence réalisée lors de notre passage 👇
💬 N’oubliez pas de commenter et de partager !

🔥 Avadiho ho ANGOVO mahasoa ny fako! 🌱👉 Pellets = safidy mora, maitso ary mahomby ho an’ny fandrahoana sakafo 🔥🌍 Vahaola...
07/05/2026

🔥 Avadiho ho ANGOVO mahasoa ny fako! 🌱
👉 Pellets = safidy mora, maitso ary mahomby ho an’ny fandrahoana sakafo 🔥
🌍 Vahaolana tsotra miaro ny tontolo iainana sady mampihena ny fandripahana ala
💡 Akora fototra:
🌿 Vovoka hazo
🌾 Mololo / akoran-javamaniry
🥥 Akora avy amin’ny voanio
🍂 Fako organika
🛒 Misy amidy eto amin’ny BIOGASIKARA ENERGY:
➡️ Pellets kalitao
➡️ Fatana mifanaraka aminy
💡 Tsotra ny lojika: raha mbola misy ny fako 👉 mbola misy ny angovo!
🚀 Atombohy anio, ovao ny ho avy!
💬 Liana? Soraty “PELLETS ENERZIKA” 👇
na mandefasa message eto amin’ny pejy 📩


******************************
🔥 Transformez les déchets en ÉNERGIE utile ! 🌱
👉 Les pellets = une solution économique, écologique et efficace pour la cuisson 🔥
🌍 Une alternative simple qui protège l’environnement et réduit la déforestation
💡 Matières premières :
🌿 Sciure de bois
🌾 Paille / résidus végétaux
🥥 Coques ou fibres de coco
🍂 Déchets organiques
🛒 Disponible chez BIOGASIKARA ENERGY :
➡️ Pellets de qualité
➡️ Foyers (réchauds) adaptés
💡 Logique simple : tant qu’il y a des déchets 👉 il y a de l’énergie !
🚀 Commencez aujourd’hui, changez demain !
💬 Intéressé(e) ? Écrivez “PELLETS ENERZIKA” 👇
ou envoyez un message sur la page 📩

🔥 CHARBON 1 gony = HAZO FIRY no very? 😳🌳👉 Ny marina tsy lazaina matetika:Charbon 1 kg = hazo hatramin’ny 10 kg may 🌳💔➡️ ...
05/05/2026

🔥 CHARBON 1 gony = HAZO FIRY no very? 😳🌳
👉 Ny marina tsy lazaina matetika:
Charbon 1 kg = hazo hatramin’ny 10 kg may 🌳💔
➡️ Midika izany fa gony 1 = hazo marobe potika ao anatin’ny andro vitsy monja
😶 Isaky ny mahandro ianao:
• Mihena ny ala
• Rivotra mihamaloto…
• Tany mihasimba…
❗ Tsy hita maso, fa tena mitranga isan’andro.
📍 Isan’andro eto Antananarivo:
🔥 540 taonina ny charbon lany
🌳 +5,000 taonina ny hazo tapahina hamokarana izany
🚨 Raha mitohy izao… inona sisa no ho tavela ho an’ny taranaka?
💭 Efa nosaininao ve hoe ala firy no efa ripaka noho ny fandrahoantsika sakafo isan’andro?
👉 Fotoana hiovana izao. Zarao ity hafatra ity.
# BIOGASIKARA_Energy

****************************************************************
🔥 1 sac de charbon = combien d’arbres perdus ? 😳🌳
👉 Une vérité rarement dite :
1 kg de charbon = jusqu’à 10 kg de bois brûlés 🌳💔
➡️ Cela signifie que 1 sac de charbon = des arbres détruits en seulement quelques jours
😶 Chaque fois que tu cuisines :
• La forêt diminue…
• L’air devient plus pollué…
• Les sols se dégradent…
❗ Invisible, mais cela se produit chaque jour.
📍 Chaque jour à Antananarivo :
🔥 540 tonnes de charbon consommées
🌳 +5 000 tonnes de bois coupées pour produire ce charbon
🚨 Si cela continue… que restera-t-il pour les générations futures ?
💭 As-tu déjà réfléchi à combien de forêts disparaissent à cause de notre cuisine quotidienne ?
👉 Il est temps de changer. Partage ce message.

Amin’izao Fetin’ny Asa izao 🎉, dia mankasitraka sy manome lanja manokana ireo rehetra izay mampandeha isan’andro ny Biog...
01/05/2026

Amin’izao Fetin’ny Asa izao 🎉, dia mankasitraka sy manome lanja manokana ireo rehetra izay mampandeha isan’andro ny Biogasikara Energy 💛⚡

Eto aminay, tsy mpiasa fotsiny izy ireo fa mpiara-miombon’antoka tena fototra 🤝. Ny fahavononany 💪, ny fahaiza-manaony 🧠 ary ny finiavany 🔥 no manosika anay handroso hatrany isan’andro 🚀

Tsy mamorona asa fotsiny izahay 👉 manangana ekipa iray miray hina 🤗, mifampitsinjo ❤️ ary feno fahavononana 💯

Mirary Fetin’ny Asa sambatra ho an’ny rehetra! 🎊🥳



******************************************************
Aujourd’hui, à l’occasion de la Fête du Travail, nous souhaitons mettre en lumière celles et ceux qui font vivre Biogasikara Energy au quotidien.

Chez nous, ils sont bien plus que des employés, ce sont nos premiers partenaires.
C’est grâce à leur engagement, leur savoir-faire et leur détermination que nous avançons chaque jour.

Nous ne créons pas seulement des emplois,
👉 nous construisons une équipe unie, solidaire et engagée.

Bonne Fête du Travail à tous ! 💛🎉

📢 FANAMBARANA MANOKANA 📢Ampahafantarinay anareo mpanjifa hajaina fa hikatona ny kiosque rahampitso noho ny fankalazana n...
30/04/2026

📢 FANAMBARANA MANOKANA 📢

Ampahafantarinay anareo mpanjifa hajaina fa hikatona ny kiosque rahampitso noho ny fankalazana ny Fetin’ny Asa 🛑✨.

Hiverina hisokatra indray izahay amin’ny sabotsy amin’ny ora mahazatra ⏰.

Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy ny fanohanana hatrany 🙏😊

🌿⚡🌍

***********************************************

📢 ANNONCE SPÉCIALE 📢

Nous informons notre aimable clientèle que le kiosque sera fermé demain à l’occasion de la Fête du Travail 🛑✨.

Nous reprendrons nos activités samedi aux horaires habituels ⏰.

Nous vous remercions sincèrement pour votre compréhension et votre soutien continu 🙏😊

🌿⚡🌍

🌍 Miova anio, hiarovana ny ampitso 💚Mety hisy fiantraikany lehibe amin’ny tontolo iainana ny fomba fahandro nentim-pahar...
29/04/2026

🌍 Miova anio, hiarovana ny ampitso 💚
Mety hisy fiantraikany lehibe amin’ny tontolo iainana ny fomba fahandro nentim-paharazana (fampiasana kitay sy charbon) : fahasimban’ny ala, setroka manimba, loto…
Fa rehefa misafidy angovo amin’ny fandrahoan-tsakafo madio isika dia mampihena izany, sady manatsara ny fiainan’ny tokantrano 🌱🔥
👉 Izahay eto amin’ny Biogasikara Energy dia manolo-tena :
✔️ Hampiroborobo vahaolana maharitra sy mahasoa
✔️ Hampihena ny entona manimba
✔️ Hiaro ny tontolo iainana ho an’ny taranaka ho avy
💡 Na dia kely aza ny ataontsika tsirairay, dia misy vokany lehibe. Andao hiroso amin’ny fiovana !


************************************
🌍 Changer aujourd’hui pour préserver demain 💚
La cuisson traditionnelle (utilisation du bois et du charbon) peut avoir un impact important sur l’environnement : déforestation, fumées nocives, pollution…
Mais en choisissant des solutions de cuisson propre, nous réduisons ces impacts tout en améliorant la qualité de vie des foyers 🌱🔥
👉 Chez Biogasikara Energy, nous nous engageons à :
✔️ Promouvoir des solutions durables et bénéfiques
✔️ Réduire les émissions nocives
✔️ Protéger l’environnement pour les générations futures
💡 Même les petits gestes ont un grand impact. Ensemble, avançons vers le changement !

Hey 👋😄 ! Aiza daholo nareo eto Tamatave 🌴 ?Ho anareo izay liana hahita ny fomba fiasan’ny fatana 🔥🍳 na manana fanontania...
27/04/2026

Hey 👋😄 ! Aiza daholo nareo eto Tamatave 🌴 ?
Ho anareo izay liana hahita ny fomba fiasan’ny fatana 🔥🍳 na manana fanontaniana ❓, dia tongasoa foana ! 🙌
👉 Isaky ny asabotsy maraina amin’ny 9ora 📅 dia misy démonstration 🎥
📍 Eo amin’ny kiosque ambadiky ny Score Bazary Be 🏪
Fotoana iray ahafahantsika mifampiresaka 🗣️😊, mizara traikefa 🤝 ary mamaly ny fanontanianareo 💬
Aza misalasala mandalo 🚶‍♂️🚶‍♀️ fa ho faly mandray anareo izahay 💚


******************************************************

Hey 👋😄 ! Vous êtes où les Tamataviens ? 🌴
Envie de voir comment fonctionne notre foyer🔥🍳 ou vous avez des questions ❓
Passez nous voir, vous êtes les bienvenus 😊
👉 Tous les samedis à 9heure 📅, on fait des démonstrations
📍 Au kiosque derrière Score Bazary Be 🏪
C’est l’occasion d’échanger 🗣️, de découvrir et de répondre à toutes vos questions 💬
Passez faire un tour, on sera ravis de vous accueillir 💚

🔥 Charbon sa Pellets ? Andeha hojerentsika! 🔥💸 Ny vidiny dia isan’ny mahasamihafa azy!👉 Pellets 400Ar dia efa mahamasaka...
25/04/2026

🔥 Charbon sa Pellets ? Andeha hojerentsika! 🔥
💸 Ny vidiny dia isan’ny mahasamihafa azy!
👉 Pellets 400Ar dia efa mahamasaka vary + laoka mora masaka 🍚🍲
👉 Afaka vidiana tsikelikely, arakaraka ny vola eo am-pelatanana
👉 Mampihena ny vola laniana amin’ny fandrahoana sakafo isam-bolana
👉 Haingana ny fiverenam-bola amin’ny fatana pellets rehefa mampiasa azy ianao! 🔥
💡 Ohatra tena izy (témoignage mpanjifa) :
Talohan’ny nampiasana pellets dia nandany charbon 1 gony = 20 000Ar isaky ny 5 andro izy.
Ankehitriny kosa :
👉 Pellets 11kg dia efa ampy
👉 Mitentina eo amin’ny 13 000Ar
✅ Midika izany fa mihena be ny fandaniana
✅ Tena ekonomika kokoa ny pellets!
🔥 Pellets = Mitsitsy + Mahomby + Maharitra
👉 Andramo dia ho hitanao ny maha samy hafa azy!


****************************************

🔥 Charbon ou Pellets ? Faisons la comparaison ! 🔥
💸 Le prix est l’un des principaux points de différence !
👉 Avec 400 Ar de pellets, vous pouvez déjà cuisiner du riz + un accompagnement facile 🍚🍲
👉 Achat possible progressivement, selon votre budget
👉 Réduction des dépenses mensuelles pour la cuisson
👉 Retour sur investissement rapide du foyer à pellets lorsque vous l’utilisez ! 🔥
💡 Exemple concret (témoignage client) :
Avant, il utilisait 1 sac de charbon = 20 000 Ar tous les 5 jours.
Aujourd’hui :
👉 11 kg de pellets suffisent
👉 Pour environ 13 000 Ar
✅ Résultat : forte réduction des dépenses
✅ Les pellets sont beaucoup plus économiques !
🔥 Pellets = Économie + Efficacité + Durabilité
👉 Essayez et vous verrez la différence !

22/04/2026

🔥😊 Te hampiasa fatana FAB ve ianao ?
Efa manana nefa mbola sahirana kely amin’ny fandrehetana azy ? 🤔💭
Na koa liana hividy nefa manahy sao sarotra ampiasaina ? 👀
Andao ary hiaraka handrehitra fatana FAB androany 🔥✨🎉
✔️ Mora ampirehetina 💡
👉 Afaka ampirehetina amin’ny alalan’ny ethanol, pétrole, potikazo, labozia, na karazana fampirehetana afo hafa
✔️ Mafana tsara ny afo 🔥
✔️ Madio sy milamina kokoa 🧼🌿
Ho an’izay efa manana fatana FAB dia andao hifampizara traikefa ao amin’ny commentaire 😊👇💬
Ahoana ny niainanao tamin’ny fandrehetana azy ? 😄


******************************************

🔥😊 Vous souhaitez utiliser le foyer FAB ?
Vous en avez déjà un mais vous avez encore du mal à l’allumer ? 🤔💭
Ou bien vous envisagez d’en acheter un mais vous vous demandez si son utilisation est facile ? 👀
Aujourd’hui, allons ensemble allumer le foyer FAB 🔥✨🎉
✔️ Facile à allumer 💡
👉 Peut être allumé avec de l’éthanol, du pétrole, du bois, une bougie ou tout autre moyen d’allumage du feu
✔️ Bonne intensité de chaleur 🔥
✔️ Plus propre et plus pratique 🧼🌿
Pour ceux qui possèdent déjà un foyer FAB, partagez votre expérience en commentaire 😊👇💬
Comment s’est passée votre première utilisation ? 😄
🌿🔥✨

20/04/2026

Androany izahay dia faly mizara fijoroana vavolombelona avy amin’ny iray amin’ireo mpanjifanay 😊💬✨
Tena afa-po izy amin’ny hafaingan’ny fahamasahan’ny sakafo ⚡, fa indrindra amin’ny fahadiovana mandritra ny fandrahoana 🧼🔥
Fanehoan-kevitra iray manamafy indray ny tombontsoa entin’ny vahaolana atolotray eto amin’ny BIOGASIKARA Energy amin’ny fandrahoana sakafo madio amin’ny andavanandro 👍🌿
Ireo karazana fanehoan-kevitra toy izao indrindra no manome hery sy manosika anay hanohy handroso sy hanavao hatrany 💪🚀
Misaotra azy tamin’ny fahatokisana sy ny fizarana 🙏💛


***************************************************

Aujourd’hui, nous sommes heureux de partager un témoignage d’une de nos clientes 😊💬✨
Elle se dit très satisfaite de la rapidité de cuisson ⚡, mais surtout de la propreté lors de la préparation des repas 🧼🔥
Ce témoignage vient confirmer une nouvelle fois les avantages que notre solution apporte au quotidien chez BIOGASIKARA Energy, pour une cuisine plus propre et plus pratique 👍🌿
Ce type de retours nous donne de la force et nous motive à continuer d’avancer et d’innover 💪🚀
Merci à elle pour sa confiance et son partage 🙏💛

🎉 Indro ary ny sary !Faly be izahay nizara ny loka tamin’ilay lalao 8 martsa 🎁💚Misaotra anareo rehetra nandray anjara, t...
11/04/2026

🎉 Indro ary ny sary !
Faly be izahay nizara ny loka tamin’ilay lalao 8 martsa 🎁💚
Misaotra anareo rehetra nandray anjara, tena nahafinaritra ny fiarahana 🥰✨
👏 Arahabaina ireo mpandresy teto Toamasina sy Moramanga !
Faly izahay ao amin’ny Biogasikara Energy mizara fotoana toy izao miaraka aminareo 🌿🔥
👉 Mbola hisy zavatra tsara ho avy, koa araho hatrany ny pejy 😉
-tsakafoMadio

********************

🎉 Retour en images !
Nous avons eu le plaisir de remettre les lots de notre jeu spécial 8 mars 🎁💚
Un grand merci à toutes celles et ceux qui ont participé avec enthousiasme 🥰✨
👏 Félicitations à nos heureuses gagnantes de Toamasina et Moramanga !
Chez Biogasikara Energy, nous sommes fiers de partager ces moments avec vous 🌿🔥
👉 Restez connectés… le meilleur reste à venir !

Address

Moramanga

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:30

Telephone

+261384703727

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Biogasikara Energy SARL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Biogasikara Energy SARL:

Share

Category