Madio rano madagasikara

Madio rano madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madio rano madagasikara, Construction Company, Antananarivo, Sabotsy-Namehana.

ENTREPRISE MPANAO LAVADRANO SY FORAGE D'EAU

TEL:0385423948
WHATSAPP : +261349337287
MAIL: [email protected]


Rano fototrin' ny Aina ivelomana
Antananarivo Avaradrano, SABOTSY NAMEHANA

⚽KITRANA ATSOFINONDRY SABOTSY NAMEHANA 🌟 tournoi mafy be vita ROA  andro 🏆 Vitsy dia vitsy sisa ny toerana, fa misorata ...
14/03/2026

⚽KITRANA ATSOFINONDRY SABOTSY NAMEHANA 🌟 tournoi mafy be vita ROA andro 🏆

Vitsy dia vitsy sisa ny toerana, fa misorata anarana dieny izao🥰🏅

Foot a 7 AVEC PROLIGUE🤝🏻
✅Droit: 120.000ar
⚽Champion : 1.000.000ar
⚽Vice champion : 200.000ar
👉 3 eme droit randue
Toerana : ATSOFINONDRY SABOTSY NAMEHANA 💙
🥳vita eliminatoire HUIT ÈME AVY HATRANY
Tel: 0385423948/0349337287/0 34 58 780 32
Whatsapp :+261 34 58 780 32/+261349337287
❌IANAO ANIE SISA NO ENDRASANA E❌
# KITRANA SAB/NAM

👋👋FORAGE sy  LAVADRANO MANARAPENITRA👇💦Afaka taterahin'ny Équipe ato amin'ny Madio Rano Madagasikara 💦📷📸 Manao fitsirihan...
03/03/2026

👋👋FORAGE sy LAVADRANO MANARAPENITRA👇

💦Afaka taterahin'ny Équipe ato amin'ny Madio Rano Madagasikara 💦

📷📸 Manao fitsirihana sy fikarohana rano ambanin’ny tany tsy ritra (Étude de détection d’eau souterraine) izahay hahitana loharano rano azo antoka sy maharitra.

🚰 Manatanteraka forage sy lavadrano manarapenitra rano fisotro madio manerana an’i Madagasikara ho an’ny :

🛖Tokantrano sy toeram-ponenana rehetra🛤️

🏞️Orinasa sy toeram-pambolena☘️🍀

🏡Tetikasa sy fikambanana🏟️

Tombony azonao 👇:
1️⃣Fitaovana matihanina sy manara-penitra
2️⃣Ekipa teknisiana za-draharaha
3️⃣Asa vita ara-teknika, maharitra ary azo antoka

📞 0385423948
📠 WhatsApp : +261349337287
🖨️mail: [email protected]

26/02/2026

👋Mbola mitohy hatrany ny fanamboarana lava-drano manarapenitra

Hoanao manampaniriana isitraka an'izany
🍊Orinasa
🍊Na fikambanana
🍊Na olotsotra sns ..?
Azonao atao tsara ny miara-miasa Madio Rano Madagasikara

🥳Mandavaka lava-drano vaovao
🥳Manatsara raha toa ka efa misy lavadrano ao
🥳Manisy buse @ lava-drano miotsaka
🥳Manao sarony décoration effet Pierre
🥳Manisy pompe à main manuel
🥳Manao ny Etuide géophysique scanner tany misy vato²
🥳Mivarotra buse en béton armé

Ny asa izay tontosaina Dia ahazoanao garantie 1taona

Na aiza na aiza misy anao manerana ny Madagasikara

Raha mahalina anao Ary ny asa tananay Dia azonao atao ny mifampiresaka anay mivatana sur message page 📝

Conditions :descente sur terrain obligatoire plus frais de déplacement à partir :30.000ariary sur tanà

Contact :📞0385423948


WhatsApp :0349337287

Araho tsy tapaka page Madio Rano Madagasikara MBA afahanao mahita ireo asa vita

Miarahaba daholo indray ee👋Ireto indry ny asa vita tamin'iny volana janvier iny ☺️👉Hoanao mbola sahirana amin'ny rano ts...
06/02/2026

Miarahaba daholo indray ee👋

Ireto indry ny asa vita tamin'iny volana janvier iny ☺️

👉Hoanao mbola sahirana amin'ny rano tsy misy na ritra dia vahaolana iznay izahay tompoko 😌

👉Afaka miaraka miasa amin'ny olon_tsotra izahay na Orinasa , fikambanana , Commune,

👉 Afaka mikarakara lavadrano ritra ,na mihotsaka ,tsy ampy rano,na maloto,

👉Afaka manao installation pompe immergée électrique, pompé manuel,pompe solaire
👉 Décoration effet pierre
👉Managana château d'eau
👉 Installation plomberie

Koa ra misy mahalina anao dia tongava mp na miantso laharana etsy ambany 👇

🏍️🛻 Décente sur le terrain obligatoire plus devis hoanareo frais de déplacement a partir 30.000 Ar selon le lieu

Contact :0384523948
WhatsApp+261 34 93 372 87
[email protected]

Bonjour daholo indray 👋 Aza adino fa ny Madio Rano Madagasikara dia afaka manao plan 2D sy 3 D ihany koa Afaka manampy a...
03/02/2026

Bonjour daholo indray 👋
Aza adino fa ny Madio Rano Madagasikara dia afaka manao plan 2D sy 3 D ihany koa

Afaka manampy anao amin'ny fanaovana devis matériel mety ho lany amin'ny fanamboarana Trano ihany koa izahay

Raha misy mahalina anao dia tongava miresaka amin'ny hafatra miafina na contact Etsy ambany 👇

Contact :038 54 239 48
WhatsApp :+261 34 93 372 87
E_mail: [email protected]
Madio rano madagasikara

Fin du chantier Alakamisy anosiala 👇Ireto asa natao teny Alakamisy anosiala 👇👉 Fanatsarana lavadrano 18 metre 👉fanaovana...
20/01/2026

Fin du chantier Alakamisy anosiala
👇Ireto asa natao teny Alakamisy anosiala 👇

👉 Fanatsarana lavadrano 18 metre
👉fanaovana sarony décoration d'intérieur ( Effet pierre)
👉 fametahana pompe manuelle
👉 fametahana pompe solaire
👉fametahana surpreseur
👉 installation panneau solaire 3KVA
👉 installation plomberie complèt

🔨ity asa vita manaraka indray tompoko koa hoanao mbola mijaly rano💦 vonona anampy anao izahay tompoko ☺️

🌑 Efa manana lavadrano ve hianao fa hatsaraina sa mbola vao hanao vaovao mihintsiny enao , Afaka manampy anao izahay 🔨⚒️

🤹 Décente sur terrain obligatoire plus frais de déplacement ,devis Ok( 30.000 Ar )

contacter :0385423948
WhatsApp+261349337287

👉 Fanamboarana vavana lavadrano iray teny Sapanan'Ambohimanga rova no nanombohanay ity taona vaovao 2026 ity😉😉🛠️🔧🔨 tsy n...
09/01/2026

👉 Fanamboarana vavana lavadrano iray teny Sapanan'Ambohimanga rova no nanombohanay ity taona vaovao 2026 ity😉😉

🛠️🔧🔨 tsy ny lavadrano vaovao ihany ataonay fa faka manaingo ihany koa ange izahay ee 😀☺️😊

🌼 haingo ny tanana iz'ity no sady rano ivelomana isanandro 🌼

🛠️🔧🔨 Ra manana olana mahakasika ny rano ianao tongava miresa mp na mihantso laharana eo ambany👇

Contact📞: 0385423948
WhatsApp 📠: +261349337287
E_mail: [email protected]

🍿Bonne Année daholo isika panaraka ny pejy rehetra 🍿Teny LAZAINA VARADRANO Ten'ny Équipe nnao ity asa fanavaozana sy fan...
02/01/2026

🍿Bonne Année daholo isika panaraka ny pejy rehetra 🍿

Teny LAZAINA VARADRANO Ten'ny Équipe nnao ity asa fanavaozana sy fanaovan lavadrano vaovao ity(Lavad_drano 02) be zao😉

Mbola mitohy hatrany n'y Asa
Tsy ny fiaviany orana no maha ratsy azy fa ny fanaovana azy tsara no mapaharitra azy

Izahay Dia mbola afaka miaramiasa tsara
Raha manampikasana ny anamboatra lavadrano ianao na hanatsara ny efa misy ao ?

Na aiza na aiza toerana misy anao eto TANÀ sy FARITRA

-Mandavaka lavadrano vaovao
-Manatsara raha efa misy
-Manisy buse miotsaka
-Manao etuide ghéophysique scanner tany toerana bé vato
-Manao décoration effe Pierre
-Manao installation et plomberie sns

🏜️ Mivarotra buse ,,pompe à main manuel

Ny asa Dia garantie avokoa

Conditions : Descante sur terrain ôbligatoire plus frais de déplacement à partir.20.000ariary
N.b:miakina ilay toerana sy n'y asa oatao n'y sarany

Contact : 038 54 239 48

Whatsapp (+261349337287
mail.madio.rano.madagasika@gmail,com

Izahay ato amin'ny Madio Rano Madagasikara dia faly miarahaba anao sy ny akohonanao nahatratra ny taona 2026 ,izay taona...
01/01/2026

Izahay ato amin'ny Madio Rano Madagasikara dia faly miarahaba anao sy ny akohonanao nahatratra ny taona 2026 ,izay taona hitondra fahomboazana hoantsika rehetra ary ho tahin'Andriamanitra isika amin'izay rehetra ataontsika

Mirary soa manaov afety sambatra tompoko

👋  Salama daholo indray tompoko👋        Asa vita indray ity omena anareo ity izay notaterahina teny Antsalava Avadrano t...
21/12/2025

👋 Salama daholo indray tompoko👋
Asa vita indray ity omena anareo ity izay notaterahina teny Antsalava Avadrano teny

Ho anao manana olana makasika ny

⚒️🔨🔧Eto zahay vonona amaha ny olanao dia ny izany⚒️🔨🔧

Taha'izao itanao sary ity asa vita tompoko 👇👇


Contacter : 038 54 239 48
WhatsApp :(+262 34 93 372 87)
E_mail: madio.rano.madagascar.com

  lavadrano   🪣Tahak'izao asa vitæ mandritra fotoana fohy ,koa manasa anao hitsidika pegenay 👉Afaka miaramiasa amin'ny o...
14/11/2025

lavadrano

🪣Tahak'izao asa vitæ mandritra fotoana fohy ,koa manasa anao hitsidika pegenay

👉Afaka miaramiasa amin'ny olon'tsotra, Orinasa, fikambanana 😌

👉 Ra Mbola Tsy manana lavadrano enao afaka manampy anao izahay tompoko 💦

contacter :038 54 239 48
WhatsApp :+261 34 93 372 87

mail : [email protected]

🪣 Buse pour puits  🪣✅Buse Φ 80 H:0.5 m pleine 110.000 Ar✅Buse Φ 80 H:0.5m perforée 130.000 Ar✅Buse Φ 80 H:1m pleine 220....
20/10/2025

🪣 Buse pour puits 🪣

✅Buse Φ 80 H:0.5 m pleine 110.000 Ar
✅Buse Φ 80 H:0.5m perforée 130.000 Ar
✅Buse Φ 80 H:1m pleine 220.000 Ar
✅Buse Φ 80 H:1m perforée 250.000 Ar

🛻 Prix livraison miakina toerana anaterana azy 🛻

🪀HAfa Prix mametraka azy anaty lavadrano 🪀

🎯Dosage manaraka norme🪀

Contact 📞 038 54 239 48
WhatsApp (+261 34 93 37287)

Address

Antananarivo
Sabotsy-Namehana

Telephone

+261385423948

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madio rano madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madio rano madagasikara:

Share