Art'Energie de Madagascar- AEM

Art'Energie de Madagascar- AEM Production et distribution d'énergie

🎉 Vaovao mahafaly!Voasafidy ho isan’ireo projets tsara ao amin’ny Incubateur d’Énergie Durable (IED) ny fatana izay novo...
13/03/2026

🎉 Vaovao mahafaly!
Voasafidy ho isan’ireo projets tsara ao amin’ny Incubateur d’Énergie Durable (IED) ny fatana izay novokarina tato aminay a

☀️, vahaolana vaovao:
🔥 Mitsitsy
🌱 Miaro ny tontolo iainana
💨 Mampihena setroka

👉 Tombony lehibe ho anay ny miara-miasa ireo partenaires, indrindra fa Ianareo clients izay efa nanjifa sy mbola hanjifa ny vokatra.

Aza misalasala mandefa message privé raha liana.

26/01/2026

🔥🔥 MIHENA HATRAMIN'NY 70% NY KITAY & CHARBON ampiasainao ! 🔥🔥

👉 Vahaolana vaovao, mahomby ary mitsitsy vola ho an’ny fianakaviana Malagasy

✨ ART’ENERGIE DE MADAGASCAR dia manolotra anao ny CIGE – Cuiseur Intelligent à Gazéification Écologique avec ventilation solaire autonome.

✅ Mandeha amin’ny alalan'ny apombo, ravina maina, taim-bakona, briquette, charbon écologique, sns…
✅ Fitsitsiana vola lehibe 💰
✅ Madio kokoa, setroka kely
✅ Miaro ny fahasalamana & ny tontolo iainana 🌱

👨‍👩‍👧‍👦 Ity fianakaviana ity dia nisafidy ny hampiasa azy ka nihena 📉 hatramin’ny 70% ny fampiasana kitay sy charbon.

📦 Alefaso dieny izao ny COMMANDE-nao
📞 034 39 119 16
🔥 CIGE – Mandrosoa amin’ny fomba fahandro maoderina, mitsitsy ary maharitra 🔥

13/01/2026

Azo atao tsara ny manangana biodigesteur lehibe toy izao eto amitsika, izay hazoana biogaz tsy hita pesipesenina.
Efa hanomboka ny . hivoaka tsy ho ela ny daty sy ny toerana hanaovana ny fiofanana.

🎊🎉 🎉🎊💯, dia mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana ary herim-pamokarana ho anareo mpanjifa sy mpiara-miombo...
01/01/2026

🎊🎉 🎉🎊💯, dia mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana ary herim-pamokarana ho anareo mpanjifa sy mpiara-miombon'antoka rehetra. Mankasitraka ny fiaraha-miasa sy ny fitokisana tamin’ny taona 2025, ary manantena hitondra vahaolana mahomby sy maharitra hatrany amin’ity taona 2026 ity.

💥

18/12/2025

🟩 Lany teny amin’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mifehy ny Tetikasa « Smart Clean Cooking Project »

✅ Nolanian’ireo Loholon'i Madagasikara teny amin’ny Lapan'Anosikely androany 18 Desambra 2025, ny Volavolan-dalàna laharana faha-020/2025 tamin’ny 8 Desambra 2025 momba ny famatsiam-bola ny Tetikasa « Smart clean cooking projet » hiarahana amin’ny OPEP (Projet de loi autorisant la ratification de l’accord de prêt relatif au financement du Smart Clean Cooking Project, conclu le 19 Septembre 2024 entre la République de Madagascar et le Fonds de l’OPEP pour le Développement International ou OFID).

👉🏽 Ny Tetikasa “Smart Clean Cooking Project” dia miompana amin’ny fampiroboroboana ny fomba fahandroan-tsakafo amin’ny angovo madio. Tarigetra ny fiarovana ny ala sy ny fiahiana ny tontolo iainana manoloana ny vokadratsy ateraky ny fiovaovan’ny toetrandro, ny fitandrovana ny fahasalamana ary ny fampandrosoana ara-toekarena.

▶️ Tanjona ny hananganana fotodrafitrasa amin’ny fampiofanana sy fampiroboroboana ary fampivoarana ny haitao eo amin’ny sehatry ny fahandroan-tsakafo amin’ny angovo madio. Ohatra amin’izany ny « bioéthanol », ny « biogaz », ireo arina fandrehitra vita amin’ny akora biolojika (briquettes et pellets), ny fatana mandeha amin’ny herinaratra sy amin’ny masoandro (cuisinière solaire et électrique), ny fatana mitsitsy (foyer amélioré), ny entona fandrehitra (GPL). Mitentina 35 tapitrisa dolara ny findramam-bola hoenti-manatanteraka ny Tetikasa. Laharam-pahamehana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.


❇️ Nitarika ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo teto Anosikely androany, ny Sekretera Jeneraly, Dr RAKOTONANDRASANA Adolphe, notronin’ny Tale misahana ny Fampiroboroboana ny « éthanol » sy ny Angovo avy amin’ny akora Biolojika (DPEBIO), Atoa FIDIARISON Kenny Marco Louis.

🔋 BIÔGAZY: Angovo madio avy amin’ny fako! 🌱⚡Ny   dia gazy voajanahary vokarin’ny fahapotehan’ny fako mora levona (fako o...
16/12/2025

🔋 BIÔGAZY: Angovo madio avy amin’ny fako! 🌱⚡

Ny dia gazy voajanahary vokarin’ny fahapotehan’ny fako mora levona (fako organika) anaty toerana tsy misy rivotra (milieu anaérobie).

➡️ Ireo gazy lehibe mandrafitra azy dia :
✅ Méthane (CH4)
✅ Dioxyde de carbone (CO2)
(+ entona madinika hafa toy ny H2S sy H2)

---

✅ TOMBONY AZO AVY AMIN’NY BIOGAZY :

🔥 : afaka handrahoana sakafo, hazoana herinaratra, sns...
♻️ : manadio ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fahapotehan'ny fako mora levona
🌾 : ny sisa tavela aorian’ny famokarana biogazy (digestat) dia zezika organika manankarena NPK
💰 : manamaivana ny vola lany amin’ny kitay sy arina fandrehitra.

---

➡️ BIOGAZY = FAHADIOVANA + ANGOVO + TOEKARENA MAHARITRA

Mora atao, miaro ny tontolo iainana tsy ho simba, ary mahasoa ny fiainana andavanandro!

Zarao raha manohana ny angovo madio ho an’i Madagasikara ianao! 🇲🇬✨

Tontosa soamatsara ny fiofanana   hoan'ireto renim-pianakaviana ireto. Mankasitraka ny  ,   nanome ny  fahatokisana.📢📢Hi...
18/10/2025

Tontosa soamatsara ny fiofanana hoan'ireto renim-pianakaviana ireto. Mankasitraka ny , nanome ny fahatokisana.

📢📢Hivoaka tsy ho ela ny daty sy ny toerana hanaovana ny manaraka. Hialana tsiny indrindra nohon'ny fahatapahan'ny fiofanana teo aloha teo nohon'ny zava-nisy teto amin'ny firenena.

🔥   🔥 En plus de nos  , découvrez notre nouvelle solution de cuisson écologique :  👉Le  (CIGE) avec ventilation solaire....
11/09/2025

🔥 🔥
En plus de nos , découvrez notre nouvelle solution de cuisson écologique :
👉Le (CIGE) avec ventilation solaire.

🌿 Ce qu’il vous offre :*

✅ Énergie 100 % renouvelable : fonctionne avec apombo, ravina maina, koram-boanjo, taim-bakona, sns.
✅ Sans charbon ni bois de chauffe
✅ Moins de fumée – plus de propreté
✅ Cuisson rapide et économique
✅ Adapté aux besoins des familles malgaches

🎯 Pourquoi choisir le CIGE ?

✨ Réduction des dépenses en énergie
✨ Préservation de l’environnement
✨ Facile à utiliser au quotidien
✨ Valorise les déchets locaux

♻️ Faits pour ceux qui veulent cuisiner autrement, avec intelligence et respect de la nature.
Rejoignez le mouvement vers une énergie propre et accessible !

📞 Pour plus d’infos : 034 39 119 16
📍 Art’Énergie – Innovons ensemble pour demain.

   Hiarahana amin’ny ART'ENERGIE DE MADAGASCAR📍 📞 034 39 119 16  ✅ Afaka manangana sy mamokatra BIOGAZ avy hatrany aorin...
09/09/2025


Hiarahana amin’ny ART'ENERGIE DE MADAGASCAR
📍
📞 034 39 119 16

✅ Afaka manangana sy mamokatra BIOGAZ avy hatrany aorin'ny fiofanana
✅ Mahazo BOKY FIANARANA amin'ny teny MALAGASY
✅ Mianatra ny BASE ny INSTALLATION PANNEAUX SOLAIRES
✅ Mahazo CERTIFICAT aorina ny fiofanana

Azonao atao ny misoratra anarana avy hatrany, mandefasa hafatra miafina na miantso ny laharana 0343911916

     ✅ Hoantsika eto Antsirabe indray izao FORMATION BIOGAZ izay ho tanterahina ny   ao amin'ny  IFT ANTSIRABE. Misy hat...
02/09/2025



✅ Hoantsika eto Antsirabe indray izao FORMATION BIOGAZ izay ho tanterahina ny ao amin'ny IFT ANTSIRABE. Misy hatrany ny 🎁BONUS hoan'ny mpiofana dia ny hampianarana azy ireo ny BASE NY INSTALLATION PANNEAUX SOLAIRES sy ny hazahoana ny boky fianarana amin'ny teny malagasy ary certificat hoan'ireo izay nahavita fiofanana.

‼️Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana

Frais de formation 70 000ar

Art'Energie de Madagascar- AEM
☎️034 39 119 16

📚✅Tontosa soamatsara ny FORMATION BIOGAZ ANTANANARIVO Izay natao omaly sabotsy 30 août 2025.Mankasitraka  antsika rehetr...
31/08/2025

📚✅Tontosa soamatsara ny FORMATION BIOGAZ ANTANANARIVO
Izay natao omaly sabotsy 30 août 2025.
Mankasitraka antsika rehetra tonga niofana ary mirary soa ho anareo hatrany ihany koa.

🔴FORMATION BIOGAZ manaraka dia atao ao ANTSIRABE

Address

Soavinandriana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'Energie de Madagascar- AEM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Art'Energie de Madagascar- AEM:

Share

Category