Enduma

Enduma Leader de la conception et la fabrication de produits tissés en Polypropylène

En savoir plus: www.enduma.mg En savoir plus: www.enduma.mg

Leader dans le tissage technique du PP sur le marché de l’Océan Indien, Enduma développe depuis 40 ans, des solutions innovantes depuis son unité basée à Madagascar.

06/08/2026

misy ifandraisany amin'ny gony miaka-bokatra marina ve ny pouvoir ananany?🕸️🕸️

🏆 ENDUMA, SPONSOR GOLD FIA 2026 !🌾Mankasitraka ny FIA sy ny mpikambana rehetra izahay amin'ny fametrahana fahatokisana a...
30/07/2026

🏆 ENDUMA, SPONSOR GOLD FIA 2026 !🌾

Mankasitraka ny FIA sy ny mpikambana rehetra izahay amin'ny fametrahana fahatokisana aminay ho Sponsor Gold amin'ity taona ity.

Manasa anareo sahady izahay anatrika an'ity fihaonana lehibe ity.

📍 Tongava mitsidika ny Trano Heva ESPN 1, 2, 3 sy 4 !
🗓️ 10-13 septambra 2026 – CCI Ivato

🟨 ENDUMA, SPONSOR GOLD 🟨

🇲🇬 ENDUMA dia orinasa malagasy nanangana ny lazany tamin'ny fandrariana gony natao hanangonana, hitaterana ary hitahirizana ny vokatra ara-pambolena.

🌱Noho ny traikefa sy ny fanavaozana entiny dia lasa mpamatsy vahaolana azo antoka ho an'ny tantsaha, ny indostria ary ny sehatry ny varotra.

🤝Mankasitraka ny fitokisana sy ny fanohanan'ENDUMA amin'ny fanatanterahana ny FIA 2026 izahay.

👉 Tongava mitsidika azy ireo mba hahitana ny vahaolana aroson'izy ireo ho an'ny sehatry ny raharaham-barotra.

TRANOHEVA: ESPN 1, 2, 3, 4
📅 10 – 13 septambra 2026 — CCI Ivato

-------------------------------

🟨 ENDUMA, SPONSOR GOLD 🟨

🇲🇬 Entreprise malgache de référence, ENDUMA a bâti sa réputation grâce à la fabrication de sacs destinés à la collecte, au transport et au stockage des produits agricoles.

🌱 Forte de son savoir-faire et de sa capacité d'innovation, l'entreprise propose aujourd'hui des solutions fiables et adaptées aux besoins des agriculteurs, des industriels et des acteurs de la grande distribution.

🤝 Nous remercions chaleureusement ENDUMA pour sa confiance et son précieux soutien en tant que Sponsor Gold de la FIA 2026.

👉 Venez découvrir leurs solutions et échanger avec leurs équipes durant le salon !

📍 Stand : ESPN 1, 2, 3 et 4
📅 Du 10 au 13 septembre 2026
📍 CCI Ivato

23/07/2026

Rakin-tsary azo nandritran'ny fampisehona niarahana tamin'i Rajao mianakavy tany ambositra😉🤝
Araho hatrany ny pejy fa mbola maro ny fotona ifampizaratsika miaraka amin'i Rajao😁

La Roja : champions du monde 🇪🇸👏Nifidy ny ESPAGNE ny ENDUMA ary nifidy ny ENDUMA ny Espagne ! 😎🔥
21/07/2026

La Roja : champions du monde 🇪🇸👏

Nifidy ny ESPAGNE ny ENDUMA ary nifidy ny ENDUMA ny Espagne ! 😎🔥

17/07/2026

Iza ary ny ho lasa Tompon-daka amin'ity Mondial 2026 ity? 🏆👀

Nanontany ny mpiara-miasa aminay teto amin'ny Enduma izahay hoe iza no équipe tohanan'izy ireo amin'ity lalao famaranana ity🔥

Ary ianao kosa, iza no tohananao? Lazao anay ao amin'ny commentaire! 👇

Kopa-tanana avy amin'i Rajao mianakavy! 👋Sombin-tsary nandritran'ny Spectacle nataon'izy ireo tany Ankazondandy, Faratsi...
14/07/2026

Kopa-tanana avy amin'i Rajao mianakavy! 👋

Sombin-tsary nandritran'ny Spectacle nataon'izy ireo tany Ankazondandy, Faratsiho, Mampikony, Port Bergé, Akamasoa Morarano, Ambodifasina, Tanjombato, Ambositra.
Mbola ho maro ny fotoana mamy sy « aventures » iarahan’ny enduma amin’i Rajao amin’ity taona 2026 ity fa araho tsy tapaka ny pejy 😉

🎉 Fintina an-tsary ny fotoana mahafinaritra izay nifampizarana tamin'ireo mpandresy tamin'ny lalao natokana ho an'ny Fet...
09/07/2026

🎉 Fintina an-tsary ny fotoana mahafinaritra izay nifampizarana tamin'ireo mpandresy tamin'ny lalao natokana ho an'ny Fetim-pirenena teto amin'ny ENDUMA !
Araho tsy tapaka hatrany ny pejy, fa mbola be ny lalao sy ny fanomezana hafa miandry anareo any aoriana. 😁
Arahabaina hatrany ianareo mianadahy izay nandresy tamini'ty lalao ity! 🇲🇬

Fantatrao ve fa i Enduma dia mamokatara kitapo Non-Woven (NWB) amin'ny loko maro isan-karazany :  mavo, mainty, fotsy, m...
07/07/2026

Fantatrao ve fa i Enduma dia mamokatara kitapo Non-Woven (NWB) amin'ny loko maro isan-karazany : mavo, mainty, fotsy, mena, volomparasy, manga, ary maro hafa. Mety tsara ho an'ny fivarotana, ny fanolorana fanomezana, na ny fampahafantarana ny marikan'ny orinasa.

✅ Mafy sady maharitra
✅ Azo asiana loko sy sary mifanaraka amin'ny orinasa
✅ Mora entina, tsara tarehy

🌍 Journée Mondiale Sans Sac PlastiqueAndao hatsahatra amin’izay ny fampiasana plastika fanary (indray mandeha ampiasaina...
03/07/2026

🌍 Journée Mondiale Sans Sac Plastique

Andao hatsahatra amin’izay ny fampiasana plastika fanary (indray mandeha ampiasaina dia ariana) fa andao isika isafidy ny vaholana maharitra sy manaja ny tontolo iainana: kitapo miaraka aminao na aiza na aiza🤗, mateza sy maharitra aman-taonany💥, ary tsy hanentsina tatatra❌, tsy hihantona eny an-tampon-kazo🌳, na ho lasa fako any am-pototry ny ranomasina 🌊🌳

Koa amin’ny manaraka rehefa hiantsena ianao, dia safidio ny kitapo Enduma: tsotra, mafy, azo ampiasaina foana, fihetsika kely izany nefa mitondra fiovana lehibe ho an’ny tontolo iainana 💚

01/07/2026

📲 Misy zava-baovao ato amin’ny ENDUMA!

Manomboka izao dia ifandray aminareo amin’ny alalan’ny SMS koa izahay! Fomba tsotra sy haingana izany mba hifandraisantsika hatrany, na aiza na aiza misy anareo.

💡 Tsara ho fantatra :
"ENDUMA" no anarana hiseho amin’ny findainareo (tsy misy laharana hita), ka noho izany, dia tsy azo valiana mivantana ireny hafatra ireny 🚫✍️.

Raha mpanjifa sy mpanaraka an'ny ENDUMA ianao nefa mbola tsy maharay ny SMS avy aty aminay, dia manasa anao handefa ny laharan’ny findainao amin’ny alalan’ny hafatra miafina (Message Privé) 📩.

Address

Saropody
Tanjombato
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30

Telephone

+261 20 22 469 42

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enduma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Enduma:

Shortcuts

Share