SFOI SFOI, leader dans le domaine de la transformation de matière plastique dans l'Océan Indien ! Société de fabrication de plastique à Madagascar

Grande entreprise, commerce de proximité ou commerce en ligne, SFOI est votre partenaire pour des solutions d'emballage ...
06/08/2026

Grande entreprise, commerce de proximité ou commerce en ligne, SFOI est votre partenaire pour des solutions d'emballage sur mesure.

Chez SFOI, nous mettons notre expertise au service de vos projets avec une large gamme de produits :
✔️ Sachets prédécoupés
✔️ Gaines rétractables
✔️ Films alimentaires étirables
✔️ Films de palettisation
✔️ Sacs poubelle
✔️ Sachets de caisse
✔️ Gaines..et bien plus encore !

Personnalisez vos emballages selon vos besoins : couleurs, dimensions, épaisseurs… Le tout dans le respect des réglementations en vigueur.

Fantatrao ve fa izahay ato amin'ny SFOI dia mamokatra pavé autobloquant vita avy amin'ny akora plastika nohavaozina? Eny...
04/08/2026

Fantatrao ve fa izahay ato amin'ny SFOI dia mamokatra pavé autobloquant vita avy amin'ny akora plastika nohavaozina? Eny, manodina plastika voafantina izahay ary anamboarana "pavé autobloquant" izay tsara bika no sady mafy toto, jereo amin'izao endriny izao; ka ahoana? ho atao mibika amin'izay ve ny tokotany? sady miaro ny tontolo iainana koa nge e ♻️

Saviez-vous que chez SFOI, nous fabriquons des pavés autobloquants ? Eh oui, nous créons des pavés à la fois esthétiques et ultra-résistants. Jugez par vous-même de leur rendu ; alors, qu'en dites-vous ? Prêt à donner du style à votre cour ? Le tout en protégeant l'environnement, bien sûr ! ♻️

Nangatahinareo izy ity ka dia ho vokarinay !Ho tonga tsy ho ela ato amin'ny SFOI ireo fitoeram- boninkazo plastika vita ...
01/08/2026

Nangatahinareo izy ity ka dia ho vokarinay !

Ho tonga tsy ho ela ato amin'ny SFOI ireo fitoeram- boninkazo plastika vita malagasy.
Mafy, mateza ary natao haharitra, izy ireo dia ho hita amin'ny habe sy loko samihafa mifanaraka amin'izay mety aminao: 🖤🤍🟤🩶

Araho hatrany ny pejy fa ho azo vidiana ao amin'ny SFOI tsy ho ela izy ireo

----------------------------------------

Vous nous l'aviez demandé… nous l'avons fabriqué localement !

Vos pots de fleurs en plastique, fabriqués par nos soins, seront bientôt disponibles !
Conçus pour être solides, résistants et durables, ils sont disponibles en plusieurs tailles et coloris pour s'adapter à tous vos projets de jardinage et d'aménagement.
Coloris disponibles :🖤🤍🟤🩶

Restez connectés, ils arrivent très bientôt chez SFOI !

Na Loharano, na vokatra tsara mahavelona, na Harena ny gasikarako, antsika jiaby izany!Eny manana safidy maro isika mpam...
31/07/2026

Na Loharano, na vokatra tsara mahavelona, na Harena ny gasikarako, antsika jiaby izany!
Eny manana safidy maro isika mpamokatra hitehirizana vokatra : vary, katsaka, voamaina, eny na saribao aza satria tena matanjaka ny gony SFOI!!!

Misy aza ireo orinasa misafidy manokana ny gony SFOI hitehirizana ny vokatra izay ahodiny, afaka manao an'izany ko izahay ato an!
Dia ahoana? amokatra vary spécial Rakoto ve ise sa katsaka misy marika oe Rabe?

Jereo ange fa manja kely ilay seau avec couvercle 20L any SFOI! Misy sarina aloalo no sady afaka misafidy loko an!Ho ent...
28/07/2026

Jereo ange fa manja kely ilay seau avec couvercle 20L any SFOI! Misy sarina aloalo no sady afaka misafidy loko an!
Ho entina mibika raha hivarotra m**o na yaourt na atao fitoerana vary na voamaina izay tianao mihintsy e 😁 Sa ahoana?
Jifao dieny izao ary ny seau avec couvercle any SFOI
Midira hafatra miafina na manantona ny SFOI tanjombato

Tamin'ny heriny isika niresaka ny "Bac à linge" , izao indray kosa isika dia iresaka ity koveta fanasan-damba  majika🪄.T...
24/07/2026

Tamin'ny heriny isika niresaka ny "Bac à linge" , izao indray kosa isika dia iresaka ity koveta fanasan-damba majika🪄.
Tsy mila mampiasa hazo kely intsony ianao. Novokarin’ny SFOI manokana hanamorana ny fanasan-damba izy ity!
hazoto hanasa lamba ihany koa na dia ny raim-pianakaviana aza😁
Jifao dieny izao fa aza tara.
------------------------------
La semaine dernière, nous avons parlé du "Bac à linge". Aujourd'hui, place à cette cuvette à linge magique 🪄.
Plus besoin d'utiliser la planche en bois! Elle a été spécialement fabriquée par la SFOI pour vous faciliter la lessive !
Même les pères de famille seront très enthousiastes à l'idée de faire le linge 😁.
Achetez la vôtre dès maintenant, ne tardez pas.

Ny soa atao levenam-bola, hoy ny fitenenana. Izany indrindra no nanosika anay eto amin'ny SFOI hanohy hikarakara sy hano...
23/07/2026

Ny soa atao levenam-bola, hoy ny fitenenana. Izany indrindra no nanosika anay eto amin'ny SFOI hanohy hikarakara sy hanohana ny fiarahamonina manodidina ny orinasa.

Tamin'ity indray mitoraka ity dia ny zokiolona tao amin'ny Kaominina Tanjombato no notolorana vatsy sy fanomezana. Mahafaly tokoa fa anisan'ireo nisitraka izany ny olona iray teraka tamin'ny 1918, izay efa 108 taona ankehitriny.🎁

Manainga antsika rehetra hirary soa azy ireo

📝 Maka carnet kely aloha...Raha mbola manomana fanorenana trano ianao dia asio toerana kely ao anaty lisitry ny zavatra ...
21/07/2026

📝 Maka carnet kely aloha...
Raha mbola manomana fanorenana trano ianao dia asio toerana kely ao anaty lisitry ny zavatra ilaina.
Fa misy vokatra SFOI vaovao ho avy tsy ho ela... ary mety ho lasa iray amin'ireo tena ilaina amin'ny fanorenana izy io. 😉
Ny "boite de dérivation" sy "boite de distribution" vita eto an-toerana !
------- x -------
📝 Sortez votre carnet de chantier...
Si vous êtes en train de construire votre maison, gardez une petite place dans votre liste de matériaux.
Un tout nouveau produit SFOI arrive très bientôt... et il pourrait bien devenir un indispensable de votre chantier. 😉
Les boîtes de dérivation et boîtes de distribution, fabriquées localement, arrivent bientôt !
Restez connectés... nous vous dévoilerons tout très prochainement.

Sabotsy indray ny andro, nde anasa lamba indray isika renim-pianakaviana sa tsy izany ?Aza adino fa izahay ato amin’ny S...
18/07/2026

Sabotsy indray ny andro, nde anasa lamba indray isika renim-pianakaviana sa tsy izany ?
Aza adino fa izahay ato amin’ny SFOI dia manana fitoeram-damba mateza ary mahazaka lamba betsaka. Misy aza mampiasa azy handaminana ny kilalaon-janany.
Misy loko maro azo isafidianana arakaraka izay tianao:
🟣⚪🟤🟠🟢🔵🔷🟡🩷

Liana ve ianao? Tongava mitsidika anay ety Tanjombato, na mandefasa hafatra miafina, dia hovalianay haingana.
--------------------------------------------------------------------------------
c'est samedi, sortons nos bac à linge pour la lessive.
N'oubliez pas que chez SFOI, nous proposons des bacs à linge résistants et de grande capacité. Certaines mères l'utilisent même pour ranger les jouets de leurs enfants.
Vous avez le choix entre plusieurs coloris selon vos préférences :
🟣⚪🟤🟠🟢🔵🔷🟡🩷
Intéressé(e) ? Venez nous rendre visite à Tanjombato ou envoyez nous un message privé. Nous vous répondrons avec plaisir !

Fantatrareo ve fa?Ato amin’ny SFOI ihany koa no amokarana ireo tavoahangy plastika ampiasaintsika isan’andro!- Kefir- Ra...
07/07/2026

Fantatrareo ve fa?

Ato amin’ny SFOI ihany koa no amokarana ireo tavoahangy plastika ampiasaintsika isan’andro!

- Kefir
- Ranom-boankazo
- Saosy
- Vinaigitra
…sy ny vokatra maro hafa.

✅ Azo atao fotsy na mangarahara
✅ Misy sarony tsotra na sarony "push-pull"
✅ Amin'ny endriny maro azo isafidianana: 25 cl ka hatramin’ny 1 litatra

Mifanaraka amin’ny filan’ny vokatra sy ny marikao ny vahaolana atolotray.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

--------------------------------------------------------------------

Le saviez-vous ?

Chez SFOI, nous fabriquons également les bouteilles en plastique que vous utilisez au quotidien !

- Kéfir
- Jus de fruits
- Sauce
- Vinaigre
…et bien d’autres produits.

✅ Disponibles en version blanche ou transparente
✅ Avec bouchon standard ou bouchon push-pull
✅ Plusieurs formats au choix : de 25 cl à 1 litre

Des solutions d’emballage adaptées à vos besoins et à l’image de votre marque.

📩 Contactez-nous pour plus d’informations ou pour passer commande.

Address

Tanjombato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SFOI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share