Manantsoa

Manantsoa Orinasa mamokatra sy mivarotra vokatra vita malagasy.

Tongava manjifa ao amin'ny Showroom Pejaa Tamatave fa ho hitanao ao ireo vokatra tsara be 馃い ireo. Aza tara an 馃槈
13/04/2026

Tongava manjifa ao amin'ny Showroom Pejaa Tamatave fa ho hitanao ao ireo vokatra tsara be 馃い ireo. Aza tara an 馃槈

Mafana andro e!Mila raha mangatsiatsiaka tenda 鈽猴笍Aza adino fa misy foana Gla莽ons antsika e!
27/03/2026

Mafana andro e!

Mila raha mangatsiatsiaka tenda 鈽猴笍
Aza adino fa misy foana Gla莽ons antsika e!

Eeeeh 么么么! Mafana a!Misy foana ny gla莽on antsika. Izay vita amin'ny Ranontsika.Sady efa mirary 么!
16/03/2026

Eeeeh 么么么! Mafana a!
Misy foana ny gla莽on antsika. Izay vita amin'ny Ranontsika.
Sady efa mirary 么!

Mafana andro zany e!Aza adino fa ato raha ty e!
14/03/2026

Mafana andro zany e!
Aza adino fa ato raha ty e!

Hello 馃憢Ho anao sahirana mitady vokatra tsara.Gla莽on vita amin'ny Ranontsika 鈽猴笍Aleo tonga dia miantso ny num茅ro amin'ny a...
10/03/2026

Hello 馃憢

Ho anao sahirana mitady vokatra tsara.
Gla莽on vita amin'ny Ranontsika 鈽猴笍

Aleo tonga dia miantso ny num茅ro amin'ny affiche

Vaovao be 鈽猴笍Manantsoa dia mivarotra gla莽on alimentaire amin'ny lanjany 500g.Vidiny : 2000 Ariary monja 馃槺Antsoy ny 034 15...
09/03/2026

Vaovao be 鈽猴笍

Manantsoa dia mivarotra gla莽on alimentaire amin'ny lanjany 500g.
Vidiny : 2000 Ariary monja 馃槺
Antsoy ny 034 15 611 08
Afaka alaina ihany koa eo ampitany Miramar h么tel Tamatave

Manantsoa vend des gla莽ons alimentaire en sachet de 500g
Prix : 2000 Ariary 馃槺
Appeler le 034 15 611 08
Lieu de r茅cup茅ration : en face de l'h么tel Miramar h么tel

Salama Client jiaby 馃憢Notre vinaigre de cidre est de retour 馃槉Sady hisy vokatra vaovao tsy ho ela mba hisantarantsika ity ...
01/02/2026

Salama Client jiaby 馃憢

Notre vinaigre de cidre est de retour 馃槉
Sady hisy vokatra vaovao tsy ho ela mba hisantarantsika ity taona vaovao ity

Ak么ry aby e !Tapitra fety nihinana sakafo natavy be iny.Mividiana vinaigre sy tantely miel'ko hanenana kibo sy tavy.Sady...
30/06/2025

Ak么ry aby e !

Tapitra fety nihinana sakafo natavy be iny.
Mividiana vinaigre sy tantely miel'ko hanenana kibo sy tavy.
Sady farany volana koa androany an 馃榿


Notre p茅pite 馃敟馃敟馃敟
12/06/2025

Notre p茅pite 馃敟馃敟馃敟

馃崓馃キ Confiture Cocktail Tropicale 馃崑馃崍

Oye oye 馃榿Amin'izao andro mangatsiaka izao dia ilaina ny manamafy ny hery fiarovana. Tantely Manantsoa asiana citron 馃崑 sy...
17/05/2025

Oye oye 馃榿

Amin'izao andro mangatsiaka izao dia ilaina ny manamafy ny hery fiarovana. Tantely Manantsoa asiana citron 馃崑 sy rano coco dia vita ny chocolat.
Miel'ko 50cl 12000 Ar
Miel'ko 400g 8000 Ar

Afaka miantso na mandefa mp raha hanao commande na mila livraison
032 56 046 90
034 56 915 02


Efa azonao jifaina ao Boutique La Fabrique Toamasina Miami ny vokatra Manantsoa.Enao sisa andrasana 馃槉Tongava e !
26/02/2025

Efa azonao jifaina ao Boutique La Fabrique Toamasina Miami ny vokatra Manantsoa.
Enao sisa andrasana 馃槉
Tongava e !

Address

Lot 270 Parcelle 22/31 Tanamborozano Ouest
Toamasina
501

Telephone

+261341561108

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manantsoa:

Share